ivg? fondamentalement pour ou contre
61. booboo
(
02/12/2004 17:26)
ramaso, fijo>rehefa te hitandrina ny tena ilay oul angé manao zé tokony hatao rehetra tsy hisian\'ny kisdant sy tsy hahatongavana any @ ivg ( zay no iarana ny SRA sy andehanana any @ gynéco :wink: )
62. pitchou
(
02/12/2004 18:31)
fa rehefa tsy nirina hoa le zaza d aleo esorina dieny ety ampiandohana!
63. fijo
(
02/12/2004 21:53)
ary ahoana indray ity loza lazain\'i mpitondra kato ity le.tena mihaina amin\'ny vaninandro hafa ngamba ireo.
64. pitchou
(
03/12/2004 13:48)
manome rariny azy aho raha toa izy ka nahatontosa ny fitaizana tokony nataony! fa tsy hoe sady tsy mahavita no mi-kritika ny ezaka ataon\'ny hafa!
satria raha nahavita izy dia ho tsy nanao io toetra ratsinareo io nareo bandy! indrindra nareo bandy gasy! sa ahoana?
satria raha nahavita izy dia ho tsy nanao io toetra ratsinareo io nareo bandy! indrindra nareo bandy gasy! sa ahoana?
