ivg? fondamentalement pour ou contre

41. tenio ( 29/09/2004 08:15)
Fa ny mahavariana ahy anie dia izao koa e! misy anie ka tsy in 1 mandeha no nanao ivg fa efa imbetsaka. Atao hoe ny voalohany izany dia azo leferina ihany kanefa mahagaga fa mbola misy tsy fay ka mamerina ihany dia lasa indray manala zaza. Lasa fahazarana mihintsy ary ilay izy ho an\'ny sasany.
42. pitchou ( 29/09/2004 18:06)
tokony asiana fanentanana manokana mintsy hampiasan\'ny lehilahy fimailo ka! matetika ny lhl no b zistoara @izy io nefa avy eo b kômantera
43. fijo ( 29/09/2004 20:09)
ny sipa mihintsy no tsy tia mampiasa an\'io ko
44. tenio ( 04/10/2004 16:42)
ramaso>faut pas confondre les choses
45. fijo ( 04/10/2004 22:28)
ramaso.
lesona 1)ny atao hoe zaza dia vokatry ny fihaonan\'ny tsirinaina vavy sy lahy.
noho izany,raha mbola tsy mihaona ireo dia tsy mbola zaza izany.

araka ireo ary dia tsy mitombina io voalazan\'ialahy io.
46. pitchou ( 05/10/2004 10:04)
ramaso> aleo i fijo mihitsy no hampianatra ny momba ny zaza anao! fa tsy hoe nihaona tao anaty congelateur ireo dia izy kou!!!!
47. fijo ( 05/10/2004 22:07)
fa nga ny an\'i lery alefa ao anaty vata fampangatsiahana le?tandremo letsy izany ry ramaso fa hanintsy ao agny ialahy e.
48. kally ( 06/10/2004 09:43)
Sao dia mba te hanao zaza in vitro kosa izy fa aza atao an\'izany e!
49. fijo ( 06/10/2004 20:21)
ko tsy maka boaty vitra isaky ny hikomika dia vita tao anaty vitro amin\'izay. :-D :-D :-D
50. pitchou ( 10/10/2004 11:28)
ttsssssss! lozanao raha manao an\'izany tokou ramaso! loza raha maratra ao anaty vitra ao!
51. jhouhlambout ( 10/10/2004 12:15)
:wink:
52. fijo ( 12/10/2004 21:34)
nga kosa i lery mihetsika be le?izay no mety ahavaky ilay vitra anie.
53. tenio ( 04/11/2004 13:36)
Relancons le débat!!
54. fijo ( 04/11/2004 21:27)
maninona indray i deba?
55. fijo ( 10/11/2004 22:43)
hiarafaty izy mitsam ka.
56. booboo ( 30/11/2004 07:47)
efa remboursé koa zao ny manao IVG any @ cabinet médical ( France )
57. fijo ( 30/11/2004 22:18)
ie,raha radoko mahazo halalana.
58. ikaretsaka ( 01/12/2004 04:16)
nga maika be ra booboo ny hi G de avy eo manao IV?
59. booboo ( 01/12/2004 15:53)
efa oe rien ne sert de courrir, il faut partir à temps ouz lé sokatra zay
60. fijo ( 01/12/2004 23:07)
izay mihintsy.lalao lalao fa rehefa potraka manao.(ivg)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.012