ivg? fondamentalement pour ou contre
21. tenio
(
16/08/2004 13:51)
Ekena fa sahiran-tsaina tokoa ireo izay nanao IVG vao niroso tamin'izany. Ahoana ny fianarako, izaho mbola mianatra? Inona ny hamelomako ny zaza? ilay rain-janaka tsy hita fa lasa nitsoaka. Ahoana ny holazain'ny ray aman-dreny sy ny fiarahamonina? sns
Raha misy tratra ny olana toy izany anefa dia tsy hamporisika ny fanaovana ny IVG mihintsy aho.
Raha misy tratra ny olana toy izany anefa dia tsy hamporisika ny fanaovana ny IVG mihintsy aho.
24. kinaoly
(
17/08/2004 20:02)
kally> izay no tsy hitovian'ny olona sy ny biby :
ny biby raha manao firaisana dia ny fiterehana no tanjony tokana(besoin primaire : perenité de l'espèce et survie), ny olombelona kosa nefa efa nivoatra dia efa nahalala ny notion de plaisir - plaisir des yeux : mijery zavatra tsara , plaisir gustatif : misakafo matsiro, plaisir sexuel : afaka manao firaisana na tsy hiteraka aza ny tanjona - raha ataotsika ary hoe tsy mety ny manao firaisana ivelan'ny mariazy, dia tsy tokony anao firaisana mihintsy ve ny mpivady ara-dalana raha tsy hoe rehefa hiteraka :roll:

25. fijo
(
17/08/2004 21:45)
raha ny ao anaty baiboly o jerena hoan'izay mino.ny atao hoe "janga" dia izay nanao firaisana ivelan'ny fanambadiana.na taloha io na tao aoriana.izany hoe isika rehetra ireto dia olona janga aby.tsy misy maha fehy tena izany fa samy te ahazo tsirony aby.tsy te hiteraka aby anefa ka,raha sendra lesoka kely ve,inona ny olana raha esorina iny.iny koa no hanimba ny hoavy eo.
26. tenio
(
18/08/2004 14:53)
Pas d'accord, pas d'accord du tout.
Misy dia misy tokoa ny olana raha esorina ilay ilay "lesoka kely" satria ain' olombelona iny na dia atao hoe vao mitsaika aza.
Misy dia misy tokoa ny olana raha esorina ilay ilay "lesoka kely" satria ain' olombelona iny na dia atao hoe vao mitsaika aza.
27. fijo
(
18/08/2004 21:33)
ka iza no lehibe ilay aina vao mitsaika sa ny hoavin'ny ilay sipa ?isika rehetra mahalala fa izany sipa efa niteraka tsy manam bady dia sahirana tokoa amin'ny fiainany.ka izay ve no tadiavina?
28. pitchou
(
20/08/2004 16:08)
tenio> d aleo v zany le vhv no atao sorona? nareo lhl manko rehefa tsy niriana le zaza d maika ny hiala pà! na dia nareo aza no mety ho voalohany fototra niavian'io satria tokony azonareo natao ohatra ny nampiasa kapoty! d tsy maninona raha ilay fiainan'ilay vhv manontolo no potika @ zaza tsy niriany akory satria ny anareo mandeha ihany??? pas d'accord, pas d'accord avec toi moi hein!
fijo> tena marina ny teninao! merci!
fijo> tena marina ny teninao! merci!
29. kinaoly
(
21/08/2004 19:55)
ramaso> 97% ihany ny efficacité-n'ny kapoty, dia ahoana raha sanatria sendra an'ilay 3% :?:
tenio> mora anie ny miteny hoe pas d'accord e, fa omeo sosokevitra na vahaolana aza omena ireo izay sendra ny tsy nampoizina, tsara be le manana principe hoe mitandro ny fiainana etc, fa aona ny hoavin'iny aina iny avy eo? tsy vao maika ve mampijaly azy ny fahatongavany eto antany dia hiainany fiainana tsy manjary?!?, manaraka tanteraka ny hevitr'i fijo, sy pitchou za
sosokevitra: sa ve alefa any @i tenio daholo ze zaza tonga eto antany nefa tsy nirian'ny reniny :wink:

30. pitchou
(
22/08/2004 13:06)
kinaoly> kou 97% aza mety tsy nahasakana kou maika raha à%?
ramaso> d manantena an'i ramaso hamporisika ny namana lehilahy hampiasa kapoty e!
ramaso> d manantena an'i ramaso hamporisika ny namana lehilahy hampiasa kapoty e!
32. pitchou
(
23/08/2004 09:52)
Inona no idiran'i Lema @zany Ramaso? izy aza tsy mbola hitan'ny masoko akory d efa nitsoaka nanaraka olon-kafa kou! aleoko mijery hafa indray
33. nathanael
(
23/08/2004 14:21)
Tsotra anie izany e, rehefa tsy mety mampiasa kapoty ilay lehilahy dia tsy manao izany. Raha mbola mi insiste izy dia miantsoa vonjeo, hihi
T@ izahay mbola tany amin'ny université dia ny nisy tovovavy tratran'ny olana toy io izany hoe bevohoka tsy manambady, ilay bandy rain-jaza moa tsy hita fa nanjavona. Izahay sy ny namany no nilaza t@ ray aman-dreniny fa bevohoka izy, izy tsy nahasahy niteny fa raiki-tahotra. Tezitra ihany moa ny ray aman-dreniny fa nitony ihany rehefa avy eo. Izahay namany tao am-pianarana no nandika sy nanazava ny lesona tsy arany taminy nandritra izy niteraka sy nifana. Afaka fanadianana ihany izy na dia nanao 2ème session aza. Izao izy efa nivoaka ingénieur, efa miasa ary manana toka-trano ara-dalana. Ny loza fotsiny dia izaho no voaendrikendrika fa rain-jaza, hihihihihi.
Ny tiako hotenenina fotsiny dia :
"tsy esorina ny zaza" # " simba ny avenir"

34. fijo
(
23/08/2004 20:26)
injeniera izy ka misy sahy nisisika,fa raha sipa tsy lasa lavitra tamin'ny fianarana izy,iza no hisisika ao? :oops:
35. pitchou
(
24/08/2004 10:54)
nathanael> firy % sipa bevohoka tsy manambady no nitsoahan'ny bandy otran'izany? firy% no nanana namana nandika lesona ho azy? firy% ny nahavita fianarana ambony? mino aho fa vitsy kely! ary sao d enao tokoa alou le rain-jaza e! tsy mahamenatra ange izany e!
fijo> le bandy zany nisisika t@ baoritra kou! lozany raha may ao!
fijo> le bandy zany nisisika t@ baoritra kou! lozany raha may ao!
36. tsiperifery
(
24/08/2004 14:27)
Ny vehivavy manao avortement lazaintsika fa mamono oul ! Ary ny bandy mimast. izany tena manao génocide mihintsy ? :lol: :lol:
38. fijo
(
24/08/2004 19:57)
pitchou>mety homay ao tokoa i lery ko.
tsiperifery>ih,ih,ih, marina be fa tandremo ny tanana an.
mumu> (l)
tsiperifery>ih,ih,ih, marina be fa tandremo ny tanana an.
mumu> (l)
39. nathanael
(
31/08/2004 10:44)
pitchou>tsy izaho ny rain-jaza kah fa raha izaho dia noraisiko ny andraikitro. N zanako tsy avelako ho tezain-draikely na oviana ary sanatria amiko ny hanary azyy