recyclage!

1. kitjo ( 26/07/2004 02:27)
phenomene mondial io @ izao fotoana.
Hazavaiko tsotsotra ho an' izay tsy mahazo:

Ny zvt efa avy nampiasaina no ahodina indray ho azo ampiasaina hanome fitaovana mitovy na @ zvt hafa mihitsy.
Ohatra: ireny "can" misy rano fisotro ireny d ireny iany no alaina hanamboarana vaovao aveo...na piece automobile vita @ aluminium no amboarina ho tonga "can"...
Ny rano sotroina d ireo rano avy nampiasaina ihany no taritina @ toerana iray (eny na avy any @ douche sy WC aza an)...mandalo "process" bdb ireny ary tonga ho rano fisotro (eau potable) indray...
Taratasy...plastika...vera sns.
Ny fanjakana mitsy no mikarakara ny fanangonana azy ireny avy @ isan-tokatrano...

Ny tena antony dia hialana @ fanariana azy ireny( waste) izay manimba ny tontolo iainana inddra ary koa mba hampihena ny depenses-n'ny orinasa ary indrindra ho fiarovana ny natiora mba hiadana kokoa ny fandaniana azy ireny satria efa vitsy...

Aona ny hevitrareo?
Manaona ny ao dago? sa PAPMAD iany no manao an'io ??
novalian'i kally ny 04/08/2004 16:35
2. rivorijasoa ( 26/07/2004 07:20)
Ary ny gasy no tena tompon-daka amin'io fanaovana recyclage io ka izany no mampalaza ny hoe: vita gasy indray io zavatra io.
Tsy fantatro na hoe zara fa vita ve ilay zavatra sa ratsy noho ny an'ny sinoa ny endriny ka raha vao hoe vita gasy dia tsy mamely, nefa ny kapa vita amin'ny pneu notenenin'i ramaso ange tsy ho lany mihitsy na dimy taona ary rehefa ampiasain'ny mpitarika posy e! :)
3. ratam ( 27/07/2004 20:40)
Marina izany kanh ...

Tena manohana ny hevitrao aho tsy mbola misy io recyclage io any amintsika raha tsy ny rano fisotra angaha lol !

Raha misy manana project ny amin\'izay dia ilazao aho fa tena manohana 100000% mihintsy ... am zay ihany koa ny orinana velona foana fa n yemballage anie no niantombohany e .... nataony taratasy am zay tsy mateza dia afaka manoa emballage foana ny mpanao emballage na can na botindronono na boatina zidefri sns ... sa ahoana ?

Io no isan\'ny tokony hovoizina any Dago ! Mirary soa ... Kitjo !
4. kitjo ( 29/07/2004 10:42)
ihihhii
tafita ny hafatra @ ramaso sy rivo

ratam> ireo lazain\' izy 2 lahy ambony ireo no tiako hiaviana k!
Io ilay antsoin\' ny gasy oe \"adaptation gasy\", ary io mitsy ilay tena recyclage

Fa znay hoe ilay tsy vita tsara lotra ary ny gasy manambany zvt oh zany matetika (resaka toetsaina) dia tsy hita misongadina fa ireo izay ts manana ny ampy ividianana vaovao no mividy an reny
5. hery ( 31/07/2004 13:59)
ary efa hanonareo ve le resaka recyclage-na pipi nandeha tao amin'ny serasera? somary hafahafa kanefa tena mahagaga mihitsy

http://fr.groups.yahoo.com/group/serasera/message/21561

Azo atao sakafo sy fisotro ary tena mahasalama hono ny pipi... recyclage azo atao ve izany?
6. lanto ( 31/07/2004 21:35)
hmmmm de efa tena tsy fidiny angaha fa tsy manaiky izany ny eritreritro
7. hery ( 31/07/2004 22:47)
Mila saina siantifika vao afaka manaiky an'izany kah...
8. kitjo ( 01/08/2004 13:07)
ka io ange zareo ilay lazaiko iry ambony iry oe 'rano" e!

tsy direct be toy io lazain Hery io anefa fa raha ny eto Singa manokana dia rano recycle dol no ampiasaian, eny na ny hatrany @ WC araka ny nolazaiko aza.

Misy rano izay hoe "New Water" eto vaovao , roa volana angamba izay. nataony @ tavoahangy ary io ko no mamatsy rano ato antrano.
Tena tsy fidiny @ tenin Lanto aloha e!

Ny eto manko tsy misy source-na rano fa ranomasina avy nalaina sira:lafo be!
Avy any malaisie tsy maharaka
Misy reservoir eto azo avy @ orana fa zara raah 1% ny rano ampiasaina.

Ny 90% ny rano sotroina dia recycle!
Nande nitsidika ilay fanaovana azy aloha za, mba niezaka nanana ilay saina siantifika lazain i Hery io, hitako dol ny procedures fa eeeeeeeeee
Tena tsy eken saiko tsotr izao fts oe madio tanteraka fa tsy fidiny @rano ato antrano. Fa raha @ tavoahangy aloha d tsy mividy ilay " New Water" mitsy e

Grave k!
9. fatsoraly ( 02/08/2004 03:46)
water treatment # recycling
desalinisation # recycling
sewage # waste water

rain water: non-drinkable

plastic materials: non recyclable (apart from biodegradable plastic)

Ny anangonan'ny fanjakana vahiny ny fako dia ny hitahirizana azy @ faritra manara-penitra (waste repository) mba tsy handoto ny rano sy ny ao ambanin'ny tany (subsurface).
Ampahany kely fotsiny (metals, papers, glasses) no averina ahodina, ny ankabeazany dia amidy @ firenena mahantra (Bulgaria, Romania, ....Madagasikara???)



10. kitjo ( 02/08/2004 05:03)
fatsoraly> eny e,
Fa ny gvt @ tany amndroso tsy hoe resaka fitehirizana ihany mahatonga an zareo manampy @ fanangonana

Fa io fanangonana io no probleme ho an' ireo orinasa manao recyclage ka izay mahatonga ny gvt manampy koa ankoatra ny hoe waste repository!

rain water is not drinkable (maybe) fa izay aloha no nohazavain zareo oe mitaty ranon' orana koa izy hanampy ny reservoir d'eau....
Tsy haiko izay anaovany azy aloha!
11. kitjo ( 02/08/2004 05:06)
fatsoraly> ilay ao @ New Water, rano avy aty antrano no lazaiko oe recycling fa tsy ilay desalinisation sy water treatmnt fa aza maika hitsara!
Fantatro ianao fa mahay tsara fa vakio koa aloha ilay soratra vao mitsara!

Ilay 90% io d recycling dol ataon' ny New Water, fa ny ambony 10% no natoraly avy any malaisie na Bedok reservoir eto SInga (misy 2 fa ts tadidiko ny 1) ary avy @ ranon' orana.
12. fatsoraly ( 02/08/2004 08:05)
fanazavana kely: tsy "manampy" @ fanangonana fako ny fitondrana any @ tany mandroso fa "asany" mihitsy ny manangona an'ireny satria efa misy hetra alohan'ny tsirairay ho fanangonana sy fitehirizana fako.

Raha ny "recycling" indray aloha hatr@ izao dia tsy ahazoana tombontsoa loatra eto Madagasikara satria tsy ampy hampihodina orinasa iray akory ny akora (fako) manerana an'i Madagasikara.
13. fatsoraly ( 02/08/2004 08:09)
ny foto-pisainana no mila recycling voalohany! hahaha!
14. kitjo ( 02/08/2004 12:28)
fatsoraly>> raha ny aty dia nisy departement manokana vao nitsangana t@ herinandro,
manangona fako "recyclable" fts.

Alatsaky zareo isaky ny boite aux lettres ny sachets ngodabe efa misoratra eo dol ny fako recyclable atao ao anatiny.
Isaky ny maraina @ 8h 30 zareo no manangona isam- baravarana!!!!!!!!!

Aveo ireny toa zaraina @reny orinasa mpanao recyclage ireny, s atsy haiko lotra. Fa programa vaovao mitsy io hanampiana ireo orinasa miezaka manao recyclage!

Fa tsy ilay fanangonana fako @ fivondronana fts ireny akory ka aterina eny Andralanitra hodorana.

Aiza kosa dia oe tsy ahazoana tombotsoa, ataovy oe misy fa kely farafaharatsiny. Na ny atao zezika fts ihany aza avy dorana rehefa tsy ho recycler-na!

Izay ilay manao an' i M/kara ho Pays des impossibles!
15. fatsoraly ( 02/08/2004 22:50)
taraiky be ny any aminareo raha izany.
Ny "waste repository" sy ny fandorana fako dia misy "standard" mifehy azy ary izany no mahatonga ny fanjakana vahiny sarotiny sy mandray an-tanana ny fanangonana sy fitahirizana fako (na dia manakarama orinasa tsy miankina aza izy indraindray). Na izany aza dia ampahany kely @ fako fotsiny no azo averina ahodina.
16. fatsoraly ( 02/08/2004 22:59)
Aza hadino fa aman-jato taonina isan-kerinandro ny akora ampy mampiodina orinasa (ohatra: mpamokatra zava-bita @ "aluminium"). Tsy ampy ampahazaton'io filana io akory ny azo avy @ fako manerana an'i Madagasikara.

=> Tsy misy tombotsoa mihitsy na dia kely monja aza fa fatiantoka no azo. Ny fanafarana vokatra avy atsy afrika atsimo mbola mora lavitra!!!
17. kitjo ( 03/08/2004 03:33)
hahahha
tsy azoko ilay oe tara be!
Satria action plus que le standard le izy fa ny manazava azy ngamba no tsy haiko!

Na ianao ko no tsy mahazo resaka tsy fantatro, ankoatra ireo fako efa angonin' ny fanjakana isan'andro, dia efa omen' zareo fitaovana asiana ireo recyclable manokana ary angonina mitokana. Misoratra eo @ilay fasiana azy aby ny fako azo atao ao anatiny.....Raha mitetika anana aho zao d tsy azoko atao ny manary anzay ao anatin' ilay izy satria tsy misoratra eo (aluminum can, taratasy...)

Fa raha ny fako tsotra indray efa mizotra tsara satria tsisy oe manary fako fa isaky ny trano ilay alatsaka ao anaty poubelle fts d tonga d milatsaka @toerana ray any ambany.
Misy zvt ngodabe mitaty azy ao d iny fts no alain zareo sy soloiny oh reny daba-pako any Dago ireny
18. kitjo ( 03/08/2004 03:37)
Ra ny ao Dago tsy efa naverina in bdb v tery ambony hoe tsy mbola vitantsika izany e? fa misy kosa nefa ny madinidinika azo atao na tsy andeha hanao orinasa be mi-recycle aluminum can aza.
Toy ireo lazaiko hoe na anaovana zezika ambolena aza ny fako (efa recyclage zany sady tafiditra ao anatin'ny Fanagasiana satria izay ilay hoe maka tahaka ny any ivelany fa mifanaraka @fiainana eo Dago)
Ireo efa notanisain' ny namana etsy ambony ireo koa ny karazana 'adaptation gasy", pneu anaovana kiraro sns.......Tsy voatery andeha hoe any @orinasa STAR na TIKO no manao azy zay vao aaka antsoina oe recyclage fa ny kely ananana aloha no tonga d atao.!!!!!!!!!
19. kitjo ( 03/08/2004 03:43)
fatsoraly>> misy ny fatiantoka , inddra @fanangonana fako, @recyclage, kanefa maro koa ny tombotsoa @recyclage ankoatra ny fividianana matieres 1eres mihena. Ny exploitation' reny...perte de temps, health risk, protection couche d' ozone.

Projet-ko vao 2 herinandro lasa io resaka "recyclage" io t@ Operation Managemnt fa alefako any @ fatsoraly ny detail ra ilainao hamarinina.
Zava-misy fa tsy projet ilay mbola eritreretina fa ny tena zava-misy ao @ilay orinasa : CANON sy PEPSI no nataoko aloha ka asa ho an' ireo ihany ve no misy tombotsoa!

I don't think so! ozizy ny vazah zay......
20. fatsoraly ( 03/08/2004 07:45)
kitjo> na projet-nao vao teo aza tsy mbola mety eto Madagasikara io satria tsy ampy hanodina orinasa iray akory ny fako manerana an'i Madagasikara.
Projet-nao t@ herinandro lasa io fa fianarana nataoko nandritry ny telo taona

tsiky dia ampy :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3701