mahatsapa tena

41. pitchou ( 21/07/2004 10:08)
ramaso> ka zà tsy hanao regime ko! aleoko ihany koa oul botabota fa tsy kely otsanao ka! mampatahotsa b!
42. ari.malala ( 21/07/2004 13:45)
Nathanael, ny Fitiavana raha ilay tena izy dia mahatohitra ny fakam-panahy fa matoa ianao mbola matahotra ny ho resy dia tsy mbola ilay tena fitiavana no ao anatinao fa mbola sarintsariny na koa mbola désir fa tsy amour. Tadiavo tsara sy fotory tsara aloha ny fonao sy ianao hoe aiza ho azia ny fitiavanao ê! Dia mba atsaharo ilay mihodina fa mijaly ny zanak'olona, izy aza efa ni comprendre anao.
43. pitchou ( 22/07/2004 00:39)
ehe! raha mieritreritra azy enao kanefa mbola mahavita miodina d aoka alou hijanona fa mety fantasme fotsiny zany nenao! fa raha tsy mahita vhv hafa intsony enao satria efa nahita azy, d izy tokoa zay!
44. jhouhlambout ( 22/07/2004 11:32)
pitchou> ekena
45. lema ( 22/07/2004 13:48)
raha tena tin'ialahy izy dé itadiavo zay bandy hafa fantatr'éla fa zahaza azy
46. pitchou ( 22/07/2004 15:41)
andray ry lema! avelao kosa izy hanana ny safidiny e! isan'ny fitiavana ange ny famelana ny iray hisafidy ze tiany hatao e! sao lasa mivadika indray ny fahitany an'i nathanael, lasa hoe tia v lery d zà no asosony @ze oul mandalo!!!! marina zany raha mety
47. wawawa ( 22/07/2004 16:34)
nathanael> Ny saina ihany no mitondra an'io. Rehefa tena tianao ilay olona dia amboarinao ny sainao hoe izy irery ihany. Si tu veux vraiment tena tu peux. Cosy e!
48. jhouhlambout ( 22/07/2004 19:44)
tena mety ny hevitr'i lema!
49. nathanael ( 23/07/2004 07:59)
lema> ka rah tsy firaka leitsy ka hatakalo ohatran'izany
Hatramin'ny nifaneraserako taminy aloha dia tsy intéressé na tamin'iza na tamin'iza hafa intsony aho. Efa ho 10 mois izao. Dia izy marina ve ny anjara? Enga anie
50. pitchou ( 23/07/2004 08:29)
aaaaaaaaaahhhhhhh! efa an-dalana enao zany! masaho tsara @zay ary d alefaso ny invitation e!
51. tequila ( 23/07/2004 09:44)
:D
Ka efa zay zany koa , efa nahafehy tena nge enao zany e , tohizo fa tsara !
52. lema ( 23/07/2004 12:37)
itanareo zany fa n lery ary ky efa tsy miodina tsony
53. poupounesana ( 23/07/2004 12:58)
eny eh!efa tsara alou le 10 mois eh!fa diniho tsara ihany natha ah!tsy ho dix mois fotsiny anie ny fiainana fa 10, 20, 30, 40, 50, 60,70, 80, 90 taona eh!avec la mm personne. tsy ankiovaova mihitsy
54. tequila ( 26/07/2004 10:00)
je suis contente pour toi

zah ndray nefa lay ankilany , izany hoe izy ilay mpihodina hono , fa izaho lay tia izao . Dia hitako fa sady matahotra izy no te hiditra , tsy hitako izay atao .
55. fijo ( 12/08/2004 00:18)
izao letsy a,rahatoa izy ka manana ilay toetra tsara mahatanty ampirafesina dia hidiro.fa raha tsy ananany io toetra tsara tokony hananan'ny vhv io dia hatsaharo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3864