mahatsapa tena

21. ari.malala ( 16/07/2004 11:27)
Dia mba hendry zany rehefa izay no tadiaviny. Ianao ihany hoa no mitondra an'io, resaka toe - tsaina io. Rehefa hoy ianao hoe ho hendry @ zay aho dia hendry ianao na izao dia izao aza fa tsy misy an'izany hoe rehefa manam-bady vao hendry zany. Na zato taona aza ianao ka tianao ny hiadaladala dia miadaladala foana ianao.
22. ramoul ( 16/07/2004 13:22)
Andrama marina io voalazan' i pitchou io!
nathanael:tsy manana ambara firy zah fa lazao azy ny marina dia amin' izay ela tsy mampijaly aazy fa efa fantany ny toetra ananan'lah de am' zay kounko tsy mampijaly ny tenan' lah elah.
23. rambofrau ( 16/07/2004 14:09)
Na ataovy daholo aloha ny sitrapo izay vao mitambatra ho roa hoy Rossy izay.
24. tequila ( 16/07/2004 16:17)
Ny valala hono tsy indroa mandry ambavahady . Enao ve dia tsy hahavita hanao effort raha tia an'azy?
25. lema ( 16/07/2004 18:12)
omeo anah zany sipa zany raha tsy tian'ialahy hijaly, zay angamba no hitako fa solution ra tena tsy tian'ialahy hijaly marina izy.
"raha tiana ny olona anankiray dé atao izay hahasambatra azy"
sangisangy zary tena io an!!
26. poupounesana ( 17/07/2004 09:51)
nathanael ah, enao zany anie mampatahotra eh!enao aza tsy mahafantatra hoe hanao ahoana rehefa tafiditra ao d @fomba ahoana moa no atokisan'ny oll anao zany?raha zà manokana alou d tena hisalasala b mitsy aho rah ohatra enao tonga avy any miteny ahy izany tantaranao rehetra izany! marina eh!aleoko vady misotrosotro tsidraindray toy izay lelà susceptible d'être mpanitsakitsaka!
27. pitchou ( 17/07/2004 14:59)
ary raha tsy mahasahy enao maninona raha manadino ndray ary e? milay kosa alou knou! enao zany mampijaly sipa b d b d zao enao mahatsiaro mijaly fa tsy hitanao ze atao! hehehe
28. methode ( 17/07/2004 16:00)
Tsy misy an'izany tsy mahatanty izany rehefa tena tia ilay olona ianao fa matoa mbola manao ny fanao dia mbola tsy tia izay!! Izany hoe hitenenana izany aloha hoe efa zatra za ka tsy maintsy manao foana dia tsy hisy vehivavy hahatanty an'izany!! Matoa izy mahatanty dia efa manana any amin'ny sisiny any koa izy!! Rehefa tsy mbola vonona aloha dia aleo sady tsy mikôty no tsy manambady ohatr'ahy!! Hihihihi
29. ikaretsaka ( 17/07/2004 18:45)
z amiombona @ ndramaso sy i fijo heo raha hitanao aminy sy omenao azy aby izay ilainao sy ilainy .. tsy hitady any an-kafa intsony ianoa sy izy.
30. nikopol ( 18/07/2004 08:05)
Théories daholo izany, fa ny maha-izy anao tsy maintsy mivoaka foana. Ny fitadiavana any amin'ny hafa na tsia, dia tsy mila fanere-tena fa tonga ho azy rehefa tokony ho tonga, fa raha tsy izany dia fijaliana ho an'ny roa tonta, ary fanamboaboarana ny betsaka.
Nathanael, tsisy olona parfait, fa aza matahotra ny miaina vraie. Ny fitiavana no manao ny ambony.
31. mumu ( 18/07/2004 08:19)
ramaso mahita ny soa any amin'ny pitchou zany e...
32. lema ( 18/07/2004 11:59)
nikopol bien!
33. xxx ( 18/07/2004 16:37)
marina ihany ny an'i Nikopol!saingy aiza ho aiza @io ny moralité ry nikopol?zay v le hoe to be true in love?hihihi!d tt est permis du moment que l'amour est là zany? na efa manambady enao ka sendra tia oll hafa zany d excusé enao satria ny fonao no nibaiko?ny oll marina tsy anjely kanefa tokony mba hiezaka hanakaiky ny perfection kosa eh!(na d le intention fotsiny az d mikoty b)
34. nathanael ( 19/07/2004 07:07)
nikopol> dia tsy ho sitrana mihintsy izany izaho?

Nohazavaiko ilay sipa fa izaho hoy aho nadiditra ihany taloha; dia niteny izy fa tsy misy olona tonga lafatra hono fa fomban'ny lehilahy ny madiditra kely raha mbola tanora. Mafy ny adin-tsaiko, izy tiako sady tia ahy kanefa sao sanatria mbola tonga ny fankam-panahy ( surtout les ex ) ka ho lavo indray.

35. xxx ( 19/07/2004 09:48)
ka zao anie eh, ny fakam-panahy tsy maintsy misy foana eh!rah zà enao d ndana mitsy alou miodina d rehefa leo sy voky tsara tofoka mitsy d zay vao miarak@zay nareo!rah mbola tafiandry anao eo izy!
io zany resaka choix io eh!tu choisis soit elle sot l'orgie et le vice!mety azo ampiarahana ireo saingy hikorontana farany zay tsy izy ny fiainananao!zay tadidio tsara zay!zao foana atao ao an-tsaina : ny atao no miverina!mba matahora an'Atra koa eh!enao toa ny momba anao foana koa no ifantohan'ny sainao!mba mieritrereta ny hafa!
36. nikopol ( 19/07/2004 11:40)
Poupounesana, ny lehilahy rehetra (na ny vehivavy koa) dia "susceptible d'être mpanitsakitsaka" daholo ( possibilité fa tsy voatery ho hisy). :lol:
xxxxxx, ny resaka moralité aloha dia tena ilaina eo amin'ny fitondratena ary indrindra eo amin'ny fitiavana, ary izay no mahasamy hafa ny olona amin'ny biby tahaky ny akoho. Tsy hoe izay mahafinaritra dia hoazana.Ny tiako tenenina tetsy ambony dia ny olombelona sady tsy anjely no tsy biby fa mivezivezy eo anelan'elan'ireo.Ary ny tsirairay avy no mahita ny point d'équilibrany, izay mety miovaova.

xxxxxx farany > marina tokoa fa tokony hieritreritra ny hafa ny tsirairay avy eo amin'ny filalaovana fitiavana, tokony tsy hisy fitaka ilay izy fa resaka mazava ho an'ny rehetra.
37. pitchou ( 20/07/2004 10:05)
mumu> aza alefan-dry aty i ramaso sao ahitako loza eo ka! hihihi!
nathanael> nenao kosa ary ve resin'ny fakam-panahy zany ny fitiavana fa tsy hoe mandresy ny fakamp-panahy? fa raha tsy mbola tonga eo @ zay stade izay d ho sarotra alou ny fandidina e! satria mety hahatongavanao any @ nenina b d b!
raha mbola hiodina enao d aza mieritreritra kosa hoe hiandry anao eo le sipa an! sao mahita ny mahatara any ndray enao!
38. jhouhlambout ( 21/07/2004 06:42)
nathanael > Ny olombelona tsy tonga lafatra ka ny azon'ialahy atao fotsiny dia: ny manotany tena isan'andro hoe: tena tiako ve izy sa tsia?
Ka raha tena tian'ialahy izy dia vitan'ialahy foana ny miady @ fakam-panahy.
Raha tsy izany, andàna miodina fa tsy misy maha ratsy an'izany.
39. pitchou ( 21/07/2004 10:01)
ramaso> ka zà tsy hanao regime ko! aleoko ihany koa oul botabota fa tsy kely otsanao ka! mampatahotsa b!
40. pitchou ( 21/07/2004 10:08)
ramaso> ka zà tsy hanao regime ko! aleoko ihany koa oul botabota fa tsy kely otsanao ka! mampatahotsa b!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1315