lhl lesy ka lhl ihany

21. jhouhlambout ( 11/07/2004 22:38)
22. lema ( 12/07/2004 12:15)
pitchou>fa iza lhl itanao zany,
énao an,bedy an!!!
sa za io resahinao io?
23. mumu ( 12/07/2004 12:18)
nareo bandy reto wa mahita tenenina mintsy ka!!
24. ikaretsaka ( 12/07/2004 12:37)
sao vocabulaire am-behivavy hafa indray izany kozin'i mumu izany fa misy hevitra ambadija
25. mimich ( 12/07/2004 12:54)
yoni> hi!hi!hi! iny indray no tsy hitako.
26. ari.malala ( 12/07/2004 13:17)
ratsy @ lafiny in alo sa tsy ratsy @ lafiny in ê!
27. mimich ( 13/07/2004 10:45)
mety endrika angamba io ry ari malala a! satria hoe tjrs bôgôsy hono
28. pitchou ( 13/07/2004 10:57)
lema> atmos mitomany ho manja no enao ko! hihihi
mimich> bogosy hono zany rizalahy e! fa asa bogosy amin'iza?
29. lema ( 13/07/2004 14:39)
pitchou>dé tara @ atmos zany énao?
30. kinaoly ( 13/07/2004 18:55)
oups tara train za : hay ve resaka bogosite le we ny lhl tsy mba ratsy e
fa ny sipa kou nge tsara doly e , zany we samy manana ny fitiavany fotsiny na sipa na bandy
31. mumu ( 13/07/2004 19:33)
ikaretsaka vocabulaire vaovao ahona ary?
hita fa nareo tena mahita lazaina mintsy!!
32. mumu ( 13/07/2004 21:06)
ramaso aza mamorona eo!!
33. mcfy ( 13/07/2004 21:47)
ramaso> tany @ chambre taiza zany ry mumu? chambre chaude v? en tout k enga anie k tsy ho tany @ chambre froid hihi
34. atmos ( 14/07/2004 12:59)
za alou mahita fa ny lhl tena tsy azo atakalo vhv e, satria ny lhl dia lhl ihany. Zany we, bôgôsy fôna e
35. pitchou ( 15/07/2004 02:54)
raha tsy hitanao fa tsara ny vhv nahoana aza enao no vhv fôna no arahin'ny masonao? hihihi
lema> ka i atmos ange tsy bogosy amiko e! fa @ lhl izy no bogosy e!
36. xxx ( 15/07/2004 14:17)
pitchou>fa nénao ve lé bogosité no jerena?
37. mimich ( 15/07/2004 14:46)
xxxxx> aiza ary énao zany, jereo alo ny sujet
atmos> logiq be alo le lhl , dé lhl iany e, tsy hety ho vhv mintsy io tsinona koa, fa ilay ianao milaza hoe tsy azo atakalo no mapieritreritra kely hoe hafahafa indray izany lhl mandoko lhl izany , sao dia ...... (e! vazivazy sao tezitra an!)
38. pitchou ( 16/07/2004 11:00)
hita hoa ry mimich! hihihi! ary sô d zany aza no ... aleo tsy tohizako e!
xxxxxxxxx> misy le bogosite jerena ka! fa tsy voatery ho bogosite physique akory! de izay no tsy ahitako an'azy hoe bogosy na d mahita ny tenany fa tena bogosy b aza izy eo anoloan'ny fitaratra!
39. ari.malala ( 16/07/2004 13:56)
Hay moa resaka bôgôsite izy ity! ary tsy maharaka koa anie za zany ê! euh, no comment, za mahita ihany hoe misy ratsy ka ! sady tsy bôgôsy nefa miavona sady ratsy toetra be tsss!
40. pitchou ( 17/07/2004 15:32)
ireny ndray rehefa mifanena @ ireny d akipy mafy be ny maso mandra-pidifina d @ zay otran'ny hoe nanofy ataoandro fotsiny ka! hihihi saingy raha izay alou no atao d asa foana fa tsy ahiratra mihitsy zany ny masao fa akipy fona ko!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0462