ekenareo ve lé hoe.......
44. yonikafopl
(
09/07/2004 18:43)
ny atao tsy maintsy hisy farany e! na tsy misy mahita aza ianao eo mbola ho avy ny andro hahitan'ny ambany lanitra izay ataonao , ary @ izay fotoana izay mety tsy handry ny fisainana sy ny eritreritra., raha toa ka tsy nanenjika anao ireo t@ fotoana nanaovanao azy.
46. pitchou
(
10/07/2004 04:29)
o ry karetsaka! ka mitovy ange hono ny mangalatra atody sy ny mangalatra omby e! d noho izany rehefa manao d manao!
49. atmos
(
14/07/2004 14:56)
ka tsy mitovy zany ry pitchou a, ka le mangalatra atody ange mety ho lamoka le atody e, de awôna?
50. pitchou
(
15/07/2004 02:28)
fa inn betsaka indray aza ity tetehan-dramaso alaina ity? ny reniakoho mihitsy ve? hihihi
51. salita
(
15/07/2004 06:46)
marina kou alou le kôzin'i fijo we ataovy any ivelany ny bisoubisous sy ny safosafo de any an-trano mamarana azy é! de mbola miodina ve ny dikan'zany???? aiza kosa é!
54. yonikafopl
(
22/07/2004 16:15)
fantaro ny hiafaran'izay hatao e!, raha tianao ry lema ny hialan'i pitchou de tohizo ihany ilay ankinafinafina fanaonao. :lol:
55. pitchou
(
23/07/2004 10:55)
pitchou efa lasa ka! nararaotiny t@lema niodina tany iny d nampiriminy daholo ny entany d nofafany ny dia-tongony d lasa izy! tsy namela adiresy akory! hihihi