ekenareo ve lé hoe.......

1. lehary ( 30/06/2004 07:25)
"toutes est permis sans etre vu"
novalian'i pitchou ny 23/07/2004 10:55
2. lema ( 30/06/2004 07:27)
za alou dé io mitsy ny fiainako e!lol
3. hendry ( 30/06/2004 11:47)
Toa zay daholo ny iainan´ny olona rehetra koa.
4. xxx ( 30/06/2004 13:05)
d inn lanjany fidélité zany!tsy misy?kou maninona miaraka??
5. xxx ( 30/06/2004 14:44)
salut,

fandrebirebena vahoaka io e! na tsy misy mahita anie fomba fiteny ny hoe les murs ont des oreilles ary mety misy yeux ihany koa.

Tsy misy takona izay tsy haseho e! ary ny miafina izay tsy ho fantara

mirary soa ho antsika rehetra
6. fijo ( 30/06/2004 20:05)
io no lalana voalohany mifehy ny fiainana.sy mampirindra azy.
7. wawawa ( 30/06/2004 21:03)
mpamisavy mandeha alina aza misy mahita
8. fijo ( 30/06/2004 21:19)
mpamosavy izany fa tsy mpirol.
9. lema ( 30/06/2004 23:26)
reo sipa reo anie manambony moral dahilo fa zany no marina
10. ikaretsaka ( 01/07/2004 03:45)
manao ratsy daholo ny olona.. fa izay trsy tratra no role.. ireo mpamingana be ao @ euro zao tsy maninona satria tsy hitan'ny arbitre
11. fijo ( 01/07/2004 05:01)
izay.zava misy tsy azo lavina io ka dia ny miaina azy no tokony atao.samy nanao ankiafina anie tamin'ny mbola kely e.stagy iny.ih,ih,ih
12. jhouhlambout ( 01/07/2004 07:39)
Dia rehefa hita zay vao diso raha tsy izany marina foana
13. booboo ( 01/07/2004 07:52)
14. peluche ( 01/07/2004 10:13)
tsy hita fa tsy maintsy manaraka ny hataon'ny be sy ny maro e?
Izay ndray zany fashion "tout est permis sans être vu"ka aleo fa hihahaka izay tsy maharaka an'izany.
15. voninkazokely ( 01/07/2004 12:47)
Aza ny lohasaha mangina no jerene fa zanahary an-tampon'ny loha!
16. ramoul ( 01/07/2004 13:24)
de ny fidélité zany atao aiza am' zay ra samy manaiky dôly isika?
17. sariaka91 ( 01/07/2004 16:00)
Arakarakiny degré n-ny zavatra ataonao miafina. Anjaranao sy ny eritreritrao manokana raha toa ka diso tafahoatra loatra ny ataonao. Na olompatokisana ianao ka manao ny marina sy ny mety hatrany. Nefa tsy mety koa raha trop bon, trop con. Il faut un juste milieu.
Amiko ny fahamarinana tsy ampy. Tsy maintsy mbo ranga koa ny sofina ary ny mahery ihany no tompondaka. Ka na azonao @ miafina na ampahibemaso dia hery ihany no ho fandresenao.
18. pitchou ( 01/07/2004 17:39)
lema> zà lasa fa enao tttttsssssss! tsy azo atokisana!
19. fijo ( 01/07/2004 19:36)
tsy nahita akory ve pitchou fa naheno dia lasa sahady?tssss.
izao ary atao ry zareo an.any ambadika an mifanoroka sy mifanafosafo be mampiakatra ilay fitiavana.dia mody avy eo mamarana azy ao an trano.ih,ih,ih, amin'izay sady tsy namitaka no mba nanao ny ivelany koa.sa diso be.ih,ih,ih
20. lema ( 02/07/2004 07:06)
tsy azo atokisana @inn mou ry neny?
fiainako any am-piasana anie no manao an'zany e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.146