ekenareo ve lé hoe.......
21. kally
(
02/07/2004 07:27)
Izaho anefa mino fa samy mandray ny valin'ny nataony ny tsirairay,ianao manantena ery hoe tsy nisy nahita...nefa mbola hanenenao tanteraka!
22. atmos
(
02/07/2004 10:54)
Tsy nisy nahita ahoana moa? le olona niarahanao tany ambadika nahita anao, matetika ange iny olona iny no mampiely resaka e...........
23. atmos
(
02/07/2004 10:54)
Tsy nisy nahita ahoana moa? le olona niarahanao tany ambadika nahita anao, matetika ange iny olona iny no mampiely resaka e...........
24. mabloo
(
02/07/2004 14:06)
marina tokoa zany ry kally!zay mamafy rivotra no hijinja tadio e!ka tatazo zay ho vokany avy eo!!matoa manao anie mahatanty e!sa ahona ry zalahy!!amiko alo tsy mety zany e!aleoko manao ny marina sy ny mety hatrany ,za alo tsy te hanenina amin'ny zavatra nataoko zany e!eoko mitandrina.zao e!hanadinana anao ny ratsy atao any aoriana any,zao ko!ny ratsy atao loza miantona,ao ko ny hoe ny tody tsy misy fa ny atao no miverina!sa diso ve zany !!
25. pitchou
(
02/07/2004 17:58)
ie! misy hevitra hitovizako @ mabloo! ny ahy dia izay eken'ny saiko hoe rariny sy hitsiny ihany no ataoko! na misy mahita na tsy misy mahita, ary tsy noho ny tahotra ny tody e ny fitsarana e sns ...
ka noho izany ry lema ny aleoko mandé no hitako fa mety satria ianao manao zavatra tsy itokisako anao any ambadika any! na tsy amiko aza fa amin'olon-kafa no ataonao dia efa tsy rariny izany amiko!
ka noho izany ry lema ny aleoko mandé no hitako fa mety satria ianao manao zavatra tsy itokisako anao any ambadika any! na tsy amiko aza fa amin'olon-kafa no ataonao dia efa tsy rariny izany amiko!
26. lema
(
02/07/2004 19:34)
inn ary ty ry neny!!
tena tsy azonao mitsy le resaka fa nénao raha vao misy ny olana dé ny andé foana.
impiry manota mou ny anjely?
zé mahay mamaly
tena tsy azonao mitsy le resaka fa nénao raha vao misy ny olana dé ny andé foana.
impiry manota mou ny anjely?
zé mahay mamaly
27. pitchou
(
03/07/2004 03:20)
sopapa: asaivo ampian'i jhoul ny lisitrany hoe "pitchou tsy mety mifampiraharaha raha vao tsy matoky"
28. lema
(
03/07/2004 07:25)
za tsy mila sopapa zany fa rehefa tsy vitantsika ny mi réglé azy dé zé atao tsy manin.
29. poupounesana
(
04/07/2004 06:01)
marina fa tsy azo sakanana zany zay tsy hita! fa aza tratra fotsiny eh!fa ataonay mandraingiraingy. ary tsy maintsy ho tratra na ho ela na ho haingana! mbola tsy henonareo ngah le we " intuition féminine"! ka aza gaga nareo rah ilanay vanona satria tsapanay ny zavatra hafahafa ataonareo any
30. pitchou
(
05/07/2004 06:17)
ie! mba henoy izany teny hendry ataon'i poupounesana izany! i lema kosa ary ve hanao zavatra mahamenatra ahy any ambvadika any d ahoana?
31. fijo
(
05/07/2004 22:10)
rehefa tratra indray miresaka fa raha mbola tsy tratra aloha dia alefa e.
32. wawawa
(
05/07/2004 22:13)
Aza ny lohasaha mangina no jerena fa Andriamanitra antapon'ny loha. Hehe
36. pitchou
(
07/07/2004 11:19)
d ahoana no hatokisako fa tsy manao an'izany iontsony enao any ambadika any? tanana zatra nitsotra ve d ...?
ary fijo kay no tena mitarika azy any ambadimbadika any ko! ttsss!
ary fijo kay no tena mitarika azy any ambadimbadika any ko! ttsss!
38. pitchou
(
07/07/2004 14:43)
asa kou! iza no mahita sao ela nitoratorahana? aza manao zavatra ankiafina alou d ho hitantsika eo indray e!
39. fijo
(
07/07/2004 23:26)
ka efa we tsy manao izany izy.
ary inona ary no tsara e.
"toutes est permis sans etre vu,sa on a tout vu sans etre permis?
ary inona ary no tsara e.
"toutes est permis sans etre vu,sa on a tout vu sans etre permis?