Nisehoan Atra koa aho

1. fatou ( 11/06/2004 06:52)
de hozizy lery tamiko hoe i landivola hono no lasa vadiko de hiteraka roa hono zahay.ny voalohany hono de atao hoe zanadandy ny anarany,ny faharoa i zanabola
de raha misy fanitelony hoà de iza?
de hozy lery hoe:
sssshhhh, ataovy hoeeee,iza ree,......iiiiiii......zanadambo é.satria @zay mantsy sady zanaDANdy no zanaBOla,sa ahoana hozy toi é?
eny ara hoà!
novalian'i kitjo ny 03/07/2004 05:24
2. rixes ( 11/06/2004 07:31)
ny ana indray i landyvolasandoka no niseho tamiko
3. manantsoa ( 11/06/2004 07:55)
mivavaha ho an' Landivola ry zalahy a!
Mampalahelo raha olona toy ireny no milaza ho nampitondran' Atra hafatra . Mampita ilay hafatra ihany hoy izy no anjara asako........
Koa nahoana ary izy no niantso na nampiantso an' I Zaranaina mba handika ilay hafatra . Tsy mahalala fomba izany izy satria nihezaka hamaky ilay hafatra .
Tena politika avo lenta mihitsy e !
4. kitjo ( 11/06/2004 12:06)
Pppffffff
Toa oa nisy nandrotsaka vola 50millions hono ny compte notsikilovin olona fa tsy hay oe avy aiza?
sa Andriamanitra nanao anonyme nandrotsaka azy tao ve?
5. ari.malala ( 11/06/2004 12:42)
za ndraynisehoan'i jodasy d ny nahalalako anazy an, latsaka le 30
6. booboo ( 11/06/2004 13:13)
hihihihi
7. ramoul ( 11/06/2004 14:31)
hihihihi aari.malala de notsiponnn nao ve le 30 nalatsany?
8. nananie ( 11/06/2004 15:17)
io resaka io ve ry reto tsy noforina fotsiny? Aiza koa de we Atra mintsy ve no niseho? Resa pôlitika fotsiny io angamba kou!
9. fatsoraly ( 11/06/2004 15:54)
fatou > ENGA ANIE HO TONGA AMINAO ARAKA NY FANIRIANAO.

HO TANTERAKA TOKOA ANIE IZANY!
10. jhouhlambout ( 11/06/2004 16:30)
AMEN
11. olly ( 12/06/2004 07:32)
fa ( ) inona kay ry reto ny zvt nolazain'izany olla zany marina tao(landivola), fa renay ihany le izy hoe nisehoan'Atra zany hono , fa le votoatin-dresany kay inona ?
12. kitjo ( 12/06/2004 11:21)
Nisy hafatra hono akia nampitondrain Andriamanitra azy an
ho an ra8, fanjakana malagasy ary ny vahoaka

d oe raisin Andriamanitra ny fitondrana ny fanjakana t@ 31 teo sa moa 02 juin...

Bdb fa aleo ngamba ndry mijery gazety
ary @ vaovao tselatra feno link gazety
13. kitjo ( 12/06/2004 13:23)
ko ngah moa Andriamanitra tsy miseho foana e,
fa manao invisible fts, fa tsy xxxx an
14. ramoul ( 12/06/2004 19:45)
ary ra manao xxx mou izy de miditra ato amin' ny serasera de aôna innn no atônreo?
15. kitjo ( 15/06/2004 17:24)
odryyy, k efa oe miseho foana izy, hitany dol nge ny ato fa izy tsy manoratra fa mamaky fts e

aona aona moa? ataontsika oeee
16. ari.malala ( 16/06/2004 12:59)
ramoul> tsy nalaiko le izy ka
17. fijo ( 16/06/2004 22:54)
nahona kosa ary ianareo no tsy mino an'i landivola?
18. ikaretsaka ( 17/06/2004 03:39)
mety ho be nino ihany aloha angamba raha ohatra hoe i i Belzeboba no niseho taminy
19. fijo ( 18/06/2004 04:58)
minoa fotsiny azy fa handroso isika,satria efa ny avo no hanome ny toromarika economika mahomby.
20. six ( 23/06/2004 05:57)
aiza kosa e, za kou ary nahita d ozy we laingako doly zany rehetra zany fa aza mino mino an' reny kou!!!!!!

fatou> milay e tena zay atao fa mety zsara mitnsy raha zay no tena izy!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0945