Nisehoan Atra koa aho

21. fijo ( 23/06/2004 22:48)
za koa nanofy dia nisehoan'ny vola be,fa nony nifoha aho kay ilay izy nofy fotsiny le.
22. ikaretsaka ( 24/06/2004 02:49)
z anisehoan'i landivola de tara @ fijo hono izy heh heh heh
23. fijo ( 25/06/2004 00:22)
soa ihany fa nofy ny an'ialahy.
24. mcfy ( 27/06/2004 09:26)
Ramaso> k enao ange tsy hahita an'Atra @ maso fa @ fo e!
25. booboo ( 28/06/2004 17:19)
hihihihi zà mba gaga
26. ikaretsaka ( 28/06/2004 21:52)
lka ny sasany any @ fony ny masony
27. fijo ( 29/06/2004 00:06)
tsy masompanahy intsony izany fa masom po indray.
na koa po maso(y)
28. kitjo ( 03/07/2004 05:24)
Aza mitady zavatra sarotra oh zany fa tsy takatry ny saina ra znay no iadiana hevitra eto
Izay ilay finoana,...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.007