Lalao mahifinaritra

1. nikopol ( 05/06/2004 16:20)
Inona avy no fiantso fantatrareo hiantsoana ny reny (teny paritra, teny vahiny, teny fiantsoana andavanandro, tenim-pitia....)?

Ny ahy : Mama
répondu par ikaretsaka le 01/07/2004 04:09
2. voninkazokely ( 05/06/2004 17:12)
Ny ahy : Neny
3. ralipo ( 05/06/2004 19:58)
Baofin'ialaisany sy Mamanay
4. hery ( 06/06/2004 16:12)
Ieny (Atandroy angamba izy zay)
5. nikopol ( 06/06/2004 17:17)
6. lanto ( 06/06/2004 17:35)
Endry
7. chipie1 ( 06/06/2004 21:16)
bôfy
8. tsilan ( 07/06/2004 01:17)
Rakemba, Niny
9. kitjo ( 07/06/2004 09:39)
samy manana ny azy zay 3
mama
neny
maman
10. betty ( 07/06/2004 09:57)
mamoon
11. fraulo ( 07/06/2004 10:02)
betti
fiantson'i zanak'i betty io an
:p de :* tampoka
12. ari.malala ( 07/06/2004 10:04)
niny koa toa mbola izy
13. betty ( 07/06/2004 10:40)
fraulo : hihihih
14. nikopol ( 07/06/2004 11:30)
Rafotsy
15. mumu ( 07/06/2004 12:21)
mama na maman
16. nikopol ( 07/06/2004 12:25)
Manou ( fiantson'ny zaza natsangan'ny lesbiennes ny reniny faharoa)
17. samoina ( 07/06/2004 13:49)
mamakely
18. six ( 07/06/2004 15:00)
vadin'i dada
19. jhouhlambout ( 07/06/2004 15:00)
Mama na koa Rabôfinao/-lisany/-ialahisany
20. ari.malala ( 08/06/2004 11:05)
le oe rabôfy kosa tena ohatran'ny manambany b ka!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0561