Lalao mahifinaritra

21. chipie1 ( 08/06/2004 11:37)
za klou refa misangy de manao bôfy e! tsy itako oe manambany aôna???
22. kitjo ( 08/06/2004 14:04)
arakaraka fa raha misangy2 tsy maninona kosa e

zandrinay rehefa bedy d vao mainka anininy mamanay oe
O rabofy masiaka lotra enao (3%), fa toramehy mamanay aveo na tezitra be aza
23. unik ( 09/06/2004 10:56)
ty koa ve tsy hoe maman no dikany e : Ratrà!!!
24. ari.malala ( 09/06/2004 14:15)
le ratrà dada no dikany ko!
25. ari.malala ( 09/06/2004 14:19)
le ratrà dada no dikany ko!
26. jhouhlambout ( 10/06/2004 11:12)
:--]
27. fijo ( 11/06/2004 01:05)
sous papa
28. booboo ( 22/06/2004 13:31)
29. six ( 23/06/2004 06:27)
(°-°)
30. fijo ( 23/06/2004 22:51)
ka iza ary no au dessous ny papa,tsy mama ve?ih,ih,ih,sa manao sipa i papa?
31. rajaona ( 25/06/2004 15:51)
Reniny
32. mcfy ( 27/06/2004 09:15)
fijo> ka izay ange no nahatonga ilay hoe Sopapa e! (sous papa)
Mae - N'na
Misy foko afrikana koa miantso neny hoe neny (en peul)
MaKàFy daholo e! Mazotoa koa mihaino Radio Vazo Gasy fa ao hoy i Hery Tsiky dia ampy
33. fijo ( 30/06/2004 04:51)
ka booboo sy six toa gaga be ko.
34. booboo ( 30/06/2004 13:01)
tsy gaga zany io ry fijo fa mimé kely a ! :) ôtra zay fotsiny !
35. fijo ( 30/06/2004 23:08)
hay .ih,ih,ih azafady ary e
36. ikaretsaka ( 01/07/2004 04:09)
misy neighbors ko zay kao ny renikeliny (divorce ilay rangahy) ataony heo vadin'i dada
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0077