partitions
42. fatsoraly
(
03/07/2004 07:07)
ra corde plastic ka diso mihenjana lôtsa mety ho tapaka ra vô kapohina mafy ny touche piano! Sa corde gloom?
45. fijo
(
06/07/2004 22:14)
ie mba handramana tendrena dia jerena ny havoakany?ih,ih,ih mety tena slow be io ka
46. sakaiza
(
10/08/2004 06:56)
Be loatra de tsy voavakiko daholo, izao no hevitro raha resaka Partition
Tokony ahay sora-peo(solfege et/ou solfa) ny mpamorona hira. Ary ny mpitendry ihany koa torak'izay.
Raha manaraka ireo hevitro ireo ny mpanakanto dia ho tsara ny hira.
Vonona ny hifampizara aho raha resaka mozika
NB: izay mozika mety hitondra fivoarana ihany anefa no tsara hianarana.