partitions
21. tipet
(
10/06/2004 04:35)
Ary elah ry fijo. Inona no mba azon'lah omena any mba hifaliako ihany koa, hira gasy iany nefa.
kitjo>azafady amin-dry tena ts koboko hoe misy zavavy koa ao. Za tena ts mahay Lalatiana miitsy fa raha manana ianao dia mba andefazo zah.
kitjo>azafady amin-dry tena ts koboko hoe misy zavavy koa ao. Za tena ts mahay Lalatiana miitsy fa raha manana ianao dia mba andefazo zah.
22. kitjo
(
10/06/2004 15:12)
fijo> odryyyyy, fa aona a no tsy hilalao, manala azy aloha za fa tsy mahay be e......
mety hisy tarika namana ihany ato e,ihhihi, fa za mpamalankira amzay an,lolll
tipet> tsy manana aho fa zay no angatahiko any aminao k, Mahaleo no tena tiako raha misy raha toa tsy misy le Lalatiana
mety hisy tarika namana ihany ato e,ihhihi, fa za mpamalankira amzay an,lolll
tipet> tsy manana aho fa zay no angatahiko any aminao k, Mahaleo no tena tiako raha misy raha toa tsy misy le Lalatiana
23. fijo
(
10/06/2004 23:47)
tipet> araka io efa nolazaiko io ambony io letsy dia hiravahiny no arahako aty aloha fa za tsy manana hira gasy an.izay no tena hitadiavako.sady za mbola vao mianatra amin'ikaretsaka.
24. tipet
(
11/06/2004 04:52)
fijo> zah koa nge leisy raha hira vahiny manana betsaka fa le hira gasy no tena manahirana zah. Ity ndray aloha misy eh : "Isekely" : "Rem-solm-do-fa-rem-sib-solm-do-rem-solm-do-fa-rem-sib-solm-do-rem-do-fa-do-rem-sib-solm-do".
kitjo> de mazotoa manalazy eeh..
kitjo> de mazotoa manalazy eeh..
25. kitjo
(
11/06/2004 11:05)
tipet> misaotra d misimisisa,hihiihihi
d ze mba manana hafa koa mba manomeza e,
fijo> za ko mba hanao mpiaramianatra aminao,he he
d ze mba manana hafa koa mba manomeza e,
fijo> za ko mba hanao mpiaramianatra aminao,he he
26. booboo
(
11/06/2004 12:23)
tsy afaka alamina ve kay ity raha ity ry mpikarakara azafady ? ohatra hifangôjy sahady manko zà mijery oe inona ny hira efa misy raha afaka hanalako azy
27. mabloo
(
11/06/2004 12:34)
fa le izy ve tena soratana mitsy e!!manao porté sy ny karazany ve ,ny clé sy ny note rehetra ,ny temps sns
zao no hevitra e!!manao ecoute le hira de soratana avy eo!!
zao no hevitra e!!manao ecoute le hira de soratana avy eo!!
28. samoina
(
11/06/2004 12:55)
Misôtra tipet fa efa natomboka ny fianarana refa alina a ! Mety kah ! Tsotra fa mety tsara ho anay mpianatra.
29. tipet
(
11/06/2004 12:56)
Tsy voatery portée ka. atoa eo ambonin'ny tononkira fotsiny ny "accord"n'le hira defa mety.
30. kitjo
(
12/06/2004 10:41)
ao ary andramana eto e
ikaretsaka/ tipet : "Jamba" Mahaleo
Mbo misahirana kely nareo refa malalaka mihaino azy ao @ RVG ao.
Andefasako tonony any @ hafatra raha tsy misy ato.
Afaka atao ve?
ikaretsaka/ tipet : "Jamba" Mahaleo
Mbo misahirana kely nareo refa malalaka mihaino azy ao @ RVG ao.
Andefasako tonony any @ hafatra raha tsy misy ato.
Afaka atao ve?
31. tipet
(
14/06/2004 06:20)
Salut kitjo
"Jamba" : manana zah fa ôtran'ny mbola ts tena au point tsara de mbola ts sahiko alefa. Jereo ao @ Tononkira fa tokony hisy tonony ao. Ny ton aloha RE no itendreko azy. De misy Sol-La-Sim-Mim-Fa#m ireo no miverimberina ao...Fa lava be koa de manahirana no manao azy eto. Any amin'ny hafatra angamba no tsara alefa refa tena haiko...

32. kitjo
(
14/06/2004 06:25)
sali
okay ary e, manana tonony aho kah!
Fa noeritreretiko fst oe ra natao ambonin le toniny mitsy nefa sao maanhirana tkou,hihiih
melsi e
okay ary e, manana tonony aho kah!
Fa noeritreretiko fst oe ra natao ambonin le toniny mitsy nefa sao maanhirana tkou,hihiih
melsi e
34. fijo
(
14/06/2004 22:30)
tipet,misaotra betsaka letsy fa tena misy hianarana azy ireo an.za mantsy ilay hira gasy no tena tsy hananako ka io no tena tadiaviko.
35. rabo
(
18/06/2004 21:59)
mety tsara koa raha misy tononkira , na ny andininy iray sy refrain fotsiny aza dia ny accord eo amboniny. Misaotra an'ireo izay efa nisahirana aloha e!
36. kitjo
(
03/07/2004 05:38)
ramaso:
Anyah - Matokia!
Mba henoy ary d tsarao ty raha mety e, misy mivalana kely fa tsy aiko na le gitara na misy tokony amboarina
Do- Sol- La min
Fa- Mi -Re min
La- Si - Do
Sol- Do - Sol-Do
IO farany io le miavalana fa gamme de DO io