"trop bon trop con"

41. nyna ( 02/06/2004 10:35)
raha resaka fitiavana no tenenina an!
42. mabloo ( 02/06/2004 10:38)
de ra tsy te hicompliqué ny fiainany zany le ol de naif!!ra a chaque instant nefa le ol miaraka aminy manao zay maha rangitra azy!!matokia fa misy fetrany ny fandeferana e!!ty aho eto,misy fotoana ahanginana misy fotoana ko hitenenana!!
43. ari.malala ( 02/06/2004 10:39)
atao hoe naïf ny olona iray raha toa ka zavatra efa hitany izao fa hahafaty azy no ataon' ilay miaraka aminy nefa mbola iaretany ao ihany. Azavaiko ilay hoe hahafaty, lay olon-tiany ohatra mampirafy, efa ataony hita izao hoe mampirafy izy , eo imaso no mifampitantana na mifanoroka na manao teny hafahafa fotsiny aza ê! nefa tsy mi réagir ilay iray fa mbola miaritra ao ihany d naïf izy izay.
44. fijo ( 02/06/2004 21:10)
amiko dia io fanazava'i nyna io no marina.ny mandefitra tsy naive.satria mandefitra mahalala nefa minia tsy mihetsika.naive,tsy mahalala fa dia manaradrenirano fotsiny.
45. ikaretsaka ( 03/06/2004 03:58)
uzat ilay hoe ny tsihy no folamandefitra fa ny olona maninona moa
46. fijo ( 03/06/2004 21:11)
aleo ny sipa no hanoy azy,fa izy no resaka eto.
47. nyna ( 08/06/2004 14:13)
mabloo> aiza ianao? manaiky ve ianao sa tena mbola tsy manaiky mihitsy!
48. fijo ( 08/06/2004 23:07)
mbola miheritreritra be izy ka
49. nyna ( 09/06/2004 10:21)
;-)
50. mabloo ( 09/06/2004 11:43)
non,tsy sure am zany aho!
51. nyna ( 09/06/2004 11:47)
mabloo> eny ary e!
ekena mba tsy hifandirana ;-)
52. fijo ( 10/06/2004 22:28)
an an ampiadio ny hevitra fa aza manao toaizany.
53. soratra ( 14/06/2004 13:37)
FA INONA ALOHA NO ATAO HOE TROP BON AMINA OARY NY HOE TROP CON? dia raha trop bon ve ianao dia tsy maintsy trp con?
54. fijo ( 15/06/2004 04:44)
amin'ny fiaraha monina aloha ny trop rehetra dia connerie aby e.ka aza mba manome be,na maka be fa ratsy.
55. mabloo ( 15/06/2004 08:34)
marina ny an'i fijo enao refa manome zato isanjato ndraindray de .... ho vo mafy satri mety ho ararotiny ny ol zay fanomezanao zay.nefa ndraindray nature nao ko le manome zato isanjato,le manao etre bon tt le tps,de ndraindray enao sainga tonga hoe enao mamafy ny tsara nefa ndraindray ko mijinja ny ratsy e!! de in aza no atao ozy nareo ka!!raha izaho alo aleoko manao zay heveriko tsara de tsy meritreritra zay ratsy atao ahy aho satria raha ny hifamaly ratsy no atao eto de mety tsy hisy maminy le fiainana,nefa tsy haiko alo e!!
56. nyna ( 15/06/2004 12:15)
ka izay hoe efa fantatrao fa valian'ny olona ratsy ianao dia mbola tsy hiontsona ihany ve fa hitaty izay ratsy ataon'ny olona anao eo ihany!
izany tsy midika akory anie hoe tsy maintsy valianao izy e! fa au moins ianao mba miréagir hoe misy seuil à ne pas dépasser rehefa hita zao fa araraotin'ny sasany!
57. nyna ( 15/06/2004 16:42)
de hireagir comment selon toi!!tsy voatery ho fanararaotana ihany io fa zay rehetra ratsy atao aminao ,tu vas reagir comment?
58. poupounesana ( 15/06/2004 17:25)
marina tokoa ny an'i fijo ka!
fazao ry reto ah, mitandrema ihany fa le we trop bon alou hoatran'tsy d nahita aho hatreto satria ny oll koa anie misy mody manome anao zany fa efa misy zvt andrasany any @nao eh! ka enao zany mieritreritra hoe tena con ty fa enao no tsy mahatsapa hoe dominy tapany fa avy eo enao asainy mandoa erany na @ fomba inn na @fomba inn. ny fahitako azy alou d ny zvt ataon'ny oll rehetra @zao fotoana d calculé daholo raha tsy hoe d tena dondrombelona angah no sady tsy nisy tanjona teo @fiaina izy!
59. fijo ( 15/06/2004 23:47)
mahaiza fotsiny mijery tsara hoe aiza koa no mba ahitako lalana amin'ity resaka ity e.rehefa samy mahita tombony anie dia ok io e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6589