"trop bon trop con"

1. raozykely ( 26/05/2004 16:42)
ahoana ry reto ny eritreritrareo momba ity dicton ity.
novalian'i fijo ny 15/06/2004 23:47
2. xxx ( 26/05/2004 16:53)
indrisy mantsy nefa zava-misy.
3. kally ( 26/05/2004 17:02)
Mitovy amin'ny hoe "tsy misy lehibe ohatry ny vato fa rehefa tsy miteny hikakazan'ny vorona".Mazava be izany ny hatsaram-panahy diso tafahoatra midika ho fahavendranana.Araraotin'ny sasany fotsiny dia tsy miteny ihany.
4. mumu ( 26/05/2004 17:57)
tena marina akia io a!!
5. donemaskit ( 26/05/2004 19:35)
fa lé inona no mety ?
6. fijo ( 26/05/2004 22:24)
tsara fanahy mafy loha.izay no tsara izany ko
7. hery ( 26/05/2004 23:29)
Mba tsotra ohatran'ny voromailala kanefa fetsy ohatran'ny bibilava.

Misaotra an'izay boky iray izay.
8. chipie1 ( 27/05/2004 07:49)
hihihihi
9. donemaskit ( 27/05/2004 08:06)
ny bandy fetsy @ fitiavana nge nefa toa tsy tian'ny vehivavy akory fa lazainy milalao an'azy indray.
10. xxx ( 27/05/2004 09:38)
ilaina ihany ve reto zany le somary ratsiratsy loha ndraindray!!manao le kapotsaka be reny zany!!de ahoana!le somary tsy mivaky loha zany e!
11. ari.malala ( 27/05/2004 13:05)
Tsy hoe ratsiratsy loha kosa na izany aza ê! malina ihany fa Ramalina aza anie hono mifehy hazo tokana ê!
12. yonikafopl ( 27/05/2004 15:29)
Ilaina tokoa ny ho tsara fa kosa , aza matoky n'izan'iza, izany hoe ilaina le fahamalinana hoy ari malala
13. nala ( 27/05/2004 17:27)
rehefa ny tianao dia mandeha ho azy ïo teny io. Tsy voafetranao mihitsy na efa hitanao izao aza hoe con ianao dia mbola manohy trop bon ihany
14. fijo ( 27/05/2004 20:06)
marina io voalazan'i nala io,ka ny vahaolana dia ny tsy mampiseho hoe tena tia ny tena.
15. ari.malala ( 28/05/2004 09:07)
Tsy voatery anie hoe tsy haseho ny tena fitiavanao ê, azonao aseho tsara, fa ianao kosa no mitandrina mba tsy hanararaotan' ny olona anao
16. nikopol ( 28/05/2004 17:13)
Trop bon, trop bon foana ka!
Tsy "bon" matoa "con".
un peu con, trop con
17. xxx ( 28/05/2004 19:36)
mety mahita tomobotsoa @ ilay bonté-ny izy na de con aza ny fijerin'olona an'azy
18. ikaretsaka ( 28/05/2004 19:46)
fa tandreo fotsiny manadla irey mpiasaben'andriamanitra ireny fa izay ilay tratran'ny heo nokakerin'ny amboa kely tiana
19. poupounesana ( 31/05/2004 17:20)
malheureusement d marina hono io nefa misy fotoana kosa tsy mahamarina azy!ny ahy ndray d zao ny fijeriko we raha misy manao ratsy ahy, d avelako hanao fa raha tsy nanao ratsy azy aho tsy hahavoa anà mitsy izy. eny eh, fa rehefa hitanao avy lavitra kosa alou we tamy any d tsy maintsy manomana défensive somary offensive ihany kosa. miezaka ny ho "bonne" ms pas conne eh
20. fijo ( 31/05/2004 21:25)
ka ny loza anie diamety lasa "une bonne conne" e.izay no tsy laitra.tandremo ihany an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1143