"trop bon trop con"

21. poupounesana ( 01/06/2004 06:00)
sotra @fampitandremana ô
22. nikopol ( 01/06/2004 06:57)
Ahoana indray ilay :

C'est con mais c'est bon!
23. ari.malala ( 01/06/2004 10:07)
za aloha d manohana an'io tenin'i poupounesana io ê! ilay tenin'i nikopol indray, tsy dia hitako loatra izay tenenina....
24. nyna ( 01/06/2004 14:00)
amiko indray ny hoe "trop bon trop con" = "naïveté"
25. mabloo ( 01/06/2004 17:17)
naiveté ve zany ry nyna!!mampieritreritra zany!!
ahona le hoe naif en amour !!
le mandefitra en tt ve sa le tsy miteny am zay hita fa tsy mety sa le mitia na mafy aza no entiny !!
26. mabloo ( 01/06/2004 17:18)
hazavao ny hevitrao ry nyna a!!
27. mabloo ( 01/06/2004 17:22)
de omeo hevitra aza hoe pour ne pas" etre naif "e!!mba tsy ho con en faisant le bon.
hatraiza no limite le bon mba tsy ho con e!!
28. fijo ( 02/06/2004 00:15)
tsotra.mahaiza manda ampiangolana.aza avy dia hoe NONNNNN fa mba asio angola.oh:ary raha ity kosa ve dia ho ratsy be sa???toa tsy ratsy amiko mantsy,ho hitanao fa horendrika ilay iray ary hanatanteraka mora.fa raha vao NON be dia avy koa ny oui izay mangina dia mety ilay fitiavana mihintsy no hangiana ny farany.
29. nyna ( 02/06/2004 07:45)
mabloo> Ny naïveté tiako lazaina eto dia ilay toetra diso mandefitra loatra na dia efa hita zao aza fa ny tsy rariny no manjaka!
Na koa ilay lazaina hoe à gauche dia gauche, à droite dia droit!
Tsy mitombona zany "naïf en amour" zany!! Na dia efa hita zao aza ve fa tsy mety dia mbola tokony hanaraka ambokony eny ianao noho ny fitiavanao azy!
Ah mampieritraritra zany!!
30. mabloo ( 02/06/2004 08:02)
ka matetika mantsy de na le olona miaraka aminao mahalala tsara fa tsy mety ny ataony ndraindray nefa de ataony le izy.du hiady lava ve zany!!ilaina ihany de tp en tp le fandeferana syde esorina ko le ambom-po e!!ra tsy zany tsy tafa e!!
nefa misy fetrany ihany io e!!refa feno ve moa ny kapoaka tsy hideborde ihany!!
31. nyna ( 02/06/2004 08:36)
diso hevitra ianao raha fandefera ampitovianao @ hoe naïveté!
Tsy mitovy zany!
32. mabloo ( 02/06/2004 09:08)
ahazavao aza le "naivete " e!!
33. poupounesana ( 02/06/2004 09:35)
hanampy an' nyna kely aho @ ne naiveté eh!le izy an, zao no fipetrany enao rehefa tia d tsara aminao daholo zay ataon'le olona tianao!raha hitany koa enao we tena love @ny d izy tsy maintsy hiconvaincre anao we fotsy rehefa mba teneninao kely izy hoe misy zavatra mainty eny aminy eny!ny naiveté ao anatin'izay d le enao miahiahy azy nefa au fond miandry azy hirassurer anao d faly b mahazo ny explication milay b!raha tena tia zany han!fa raha efa lefilefy le fitiavana d tsisy manaiky lembena zany eo eh! diniho tsara daholo anie le couple manodidina anreo reny eh!tsy haiko aloha rah diso zany ry nyna fa d fomba fijery ny ahy iny
34. nyna ( 02/06/2004 10:17)
izy daholo zay
35. mabloo ( 02/06/2004 10:19)
ka ra zany anie zany le ol mamahandalitra no tokony ho saziana e!!refa tena tia ve le ol de atao am zay anaovana azy.
nyna....tsy midika fandeferana ihany ve le naiveté fa au fond anie le ol mahatsapa hoe tsy mety fa mandefitra fa tsy te hiady e!!
36. nyna ( 02/06/2004 10:23)
Ny fandeferana misy volonté fa ny naïveté tsy misy volonté fa ny ignorance no mahatonga azy tsy hiontsona!
Za anie tsy mandà anilay fandeferana e! fa ny rehefa hitanao fa tokony hireagir ve enao dia mbola hanaiky lembenana fotsiny eo! dia tena eo ianao no raisina! satria tsy hijanona hatreo io toe-javatra io fa hitohy foana!
37. mabloo ( 02/06/2004 10:28)
a ton avis hatraiza no atao hoe mandefitra de hatraiza ny hoe naif
38. nyna ( 02/06/2004 10:31)
mandefitra ny olona rehefa conscient izy hoe mba tsy hi-compliquena fiainana na tsy hihitaran'ny ady dia ataony io acte io!
fa ny na^veté dia tena tsy fahatsiarovan-tena mihitsy hoe mila mi-réagir sa tsia, fa dia eny taritina @ sanga eny foana
39. mabloo ( 02/06/2004 10:32)
tsy misy ol jamba ny fitiavana zany fa ny fandeferana no mahatonga azy manohy sy ny esperance hoe mbola hiova ihany le fanaovana azy tsinontsinona,fa hoavy ny andro ho averiny aminao daholo zany de ho hitanao fa toy ny bomba !!
40. nyna ( 02/06/2004 10:35)
zany hoe raha azoko tsara zany dia mandà enao fa tsy mi-existe ny hoe "trop bon trop con" ko!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3631