Ataovy @ teny GASY

41. aristar ( 03/06/2004 20:45)
Mahantra tokoa ny gasy amin'ny voambolana informatika dia izany ny antony hanaovako hoe tsy tokony hamoriporim-paona voateny fa voa maika me-mahantra eo. Amin'ny zavatra hafa nefa ny gasy dia manan-karena ny gasy. Ohatra fotsiny rehefa mandika hoe "frère ou soeur" = "anadahy na rahalahy" arakarakin'ny izay miteny na lehilahy na vehivavy.. Tsy mahafantatra fiteny hafa aho misy aotran'ny gasy.. Ny teny foronina dia arakin'ny hitako dia tsy mandeha laotra. Firy ny olona miteny VOLAPUK ?
42. jhouhlambout ( 04/06/2004 10:55)
firy ary?
43. kally ( 20/06/2004 15:01)
Manohana ny voalazan'i Aristar!
44. kinaoly ( 20/06/2004 16:37)
raha any @ sehatra siantifika, raha ny fahitako azy, dia mbola ny teny vahiny foana no mitondra fahamorana ; satria fahalalana miova sy miampy hatrany no any, tsy azo ampiatahaina @ny teny ampiasaina andavan'andro (frère soeyr...) na eo @sehatra linginstika aza dia mbola teny vahiny avokoa no ampianarana azy eny @ny oniversité, na ny any @ departemanta-ny malagasy aza :)
45. jhouhlambout ( 20/06/2004 21:12)
dia inona ny fika?
46. booboo ( 22/06/2004 13:32)
mbola karohana ilay fika !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3583