Mpisipa taloha nefa mbola misy firaisana

41. chipie1 ( 28/05/2004 08:26)
dain kou ty fijo : )
42. ari.malala ( 28/05/2004 09:10)
Eee! ka tsy matotra izany an'i fijo zany ka! tena tsy atokisana mintsy marina ianao ity!
43. ikaretsaka ( 28/05/2004 21:36)
tsy atokisana ahoan aary.. rehefa mila ianao tena io ilay heo efa vita vao tsaroana
44. fijo ( 31/05/2004 21:38)
ka efa hoe mahatokisa ahy dia ahita ny lanitra manga ianareo.
45. ari.malala ( 01/06/2004 13:54)
an an an, tena tsy matotra ilay resak'i fijo kano! eo koa ilay ikaretsaka dia manampy trotraka eo!
46. fijo ( 02/06/2004 00:22)
malala>tsy matotra?firy eto an tany no manao an'io?maromaro ihany hoy ilay tsy mahay manisa izay ka.dia tsy matotra daholo ve izany?sao diso ary
47. ben ( 11/06/2004 07:03)
Tena azo inoana fa tsy misy intsony lay fitiavana, fa filan'ny nofo fotsiny no tadiaviny ilay bandy na ilay sipa. Amiko matoa misaraka dia efa tsy ao intsony zany ilay fitiavana, ary raha mbola misy anefa izany nahona no tsy tonda dia raketina ilay fitiavana fa ny firaisana fona no atao
48. fijo ( 15/06/2004 04:50)
maro no antony mety hampisaraka fa tsy voatery hoe tsy misy intsony ilay fitiavana.ka raha mbola samy vonona aleo hanao e.aza rarana izay te hiray fa ny misarabazana aza manahirana
49. pam ( 15/06/2004 08:21)
Marina ny an'i Fijo, ny fitiavana hoa tsy azo faritana , malalaka io , ifanarahana io fa tsy antery na de efa samy manana ny azy any aza .Sady izao , l'homme propose , DIEU toujours propose .
50. fijo ( 15/06/2004 23:52)
ih,ih,ih,dieu tsy hita hanaovana fitiavana ka dia ny sipa izany no hanehoana azy e
51. mcfy ( 16/06/2004 16:26)
asakasakareo indray aloha ny amin'iy fa amiko raha samy mbola tsy miaraka aman'olona izy roa dia tsy misy ny olana, fa raha sanatria kosa ka efa miaraka amain'olon-kafa eny fa na dia ny iray fotsiny aza dia meteza ianareo ho eo @ toeran'ilay ampirafesina. Ny tsy tiana hataon'ny olona aminao aza mba atao amin'olona. Izay mbola tsy tratra dia manaova fa rehefa tratra ve tsy ho hitanareo ihany hoe mafinaritra na tsia ilay ampirafesin'ny olona miaraka aminao.
Fahasahiranantsaina ihany ihany koa anie izany ankoatrany vatana e!
52. fijo ( 16/06/2004 21:38)
ka ngaha moa atao fantatry ilay iray e.raha fantany anie izay izy vao mijaly fa raha tsy hainytsy misy vokany aminy e.
53. xxx ( 26/07/2004 07:57)
Lalao maloto. hi hi hi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3368