Mpisipa taloha nefa mbola misy firaisana

21. nyna ( 18/05/2004 10:57)
tena misy io toe-javatra lazainareo io! fa zao ny ahy! resaka fifanajana sisa: izany hoe, raha misy miaraka aminao nefa ianao mbola voasarika @ ilay joba niarahanao taloha ihany dia tsy dia tinao na tsy afa-po ianao zany @ ilay iarahanao @zao, ka izany no mbola ahasahianao miray amin'ilay iray tsindraindray!
Tsy hajainao ilay iarahanao @zao zany! ary tena domage io satria matetika ilay sipa niarahanao taloha no mety mamerina manao fijery malefaka aminao dia iny koa ianao fa rendrika! Raha tsy izay dia ianao mihitsy no tsy misy hazon-damosina!
22. xxx ( 18/05/2004 15:10)
sarotra ihany aloha ny handa azy rehefa tena tsy manana oll miarak@nao enao ka mifanena @ ny ex-nao zay mbola mitarika anao @ zany! satria sady izy no efa nahazatra (tsy d hanana hena-maso firy mihoatra ny hafa) sady enao efa en manque koa rahateo
23. fijo ( 18/05/2004 22:00)
eny wa ramaso.zavatr aindraindray koa anie fa tsy hoe isanandro e.
24. nyna ( 19/05/2004 11:04)
hafa indray kosa anie reha hoe mbola tsy misy miaraka aminao e! fa enao ve efa misy miaraka aminao dia mbola mangalapinana ihany! izay ilay hoe "mba mahalala honony" rehefa tsy tinao le eo dia tsory fotsiny fa tsy ndray dongina daholo
25. fijo ( 19/05/2004 19:55)
mba indraindray tsy ankilaza kosa io ko.
26. pitchou ( 20/05/2004 06:31)
d inona ary izany no azo ihafiana kokoa: manao @ olona tsy dia tiana (na tsy fantatra) sa @ efa fantatra befa tsy titulaire intsony
27. xxx ( 20/05/2004 17:56)
asa lahy toa ratsy daholo izy zany!
28. fijo ( 20/05/2004 22:27)
aleo ilay efa fantatra ko.iny mba toa ny hoe ilay taloha ihany.sady zavatra efa nisy ihany moa iny ka tsy misy olana.
29. xxx ( 21/05/2004 17:18)
sarotra ny mitsara.ary tena mety hieritreritra toy izany ny hakamaroan\'ny oll.na zà aza mba efa tratran\'zany!saingy tena ampitiavana no ilazako anareo hoe fitaka b io!manimba tokoa, tsy vitan\'ny fo no voaratra na ny vatana fa ny saina koa mety voadona eo koa
30. pitchou ( 22/05/2004 20:39)
raha sitrapo kosa v hisy voaratra sy voadona izany?
31. ikaretsaka ( 23/05/2004 19:54)
izany ve ry XXX
32. ari.malala ( 24/05/2004 11:51)
tena marina io vaoazan'ny namana eo ambony io hoe mandratra fotsiny! ny fo sy ny saina no tena voadona sy maratra.
33. yonikafopl ( 24/05/2004 15:26)
rehefa sendran'izay mitamberina tampoka ao an-tsaina ao izay ilay lasa nahasambatra anao teo anilany, toa tsy hahatohitra indray ianao indraindray, raha toa ka samy libre dia tsy hitako izay maharatsy azy, fa raha toa ka efa misy hafa kosa eo anilanao eo, dia aleo ho nofinofy tanterahana @ ilay eo antanana angamba, mety ve izany?
34. fijo ( 24/05/2004 23:11)
an an,samy izahay sy izy irery ve no eo,miverina ny tsiahy taloha dia mbola handeha hitady an'i x na y ary aho fa izy aloha no eo ko.
35. chipie1 ( 25/05/2004 08:41)
yonika hihihihi
36. ari.malala ( 25/05/2004 10:16)
na izany aza r'i fijo ratsy b zany â! satria tsy maintsy mbola misy izay tavelka anie any ho any ê! ka raha manome fausse espoir ho an'ny 1 kjosa v ny famerenana izany d aôna ka! izay anie ilay hoe manimba eritreritra sy mandona fo ê!
37. fijo ( 26/05/2004 22:40)
eny e,ny hafatra anie dia izao e,raha tsy mahita any ianao za eto,rehefa mba sendra olana koa aho io ianao.
38. ari.malala ( 27/05/2004 13:07)
Dia inona ko ny dikan'izany? tsy aleo tsy misaraka? Manambany an'ilay efa miaraka aminao ianao raha izany! Mampalahelo ilay efa eo !
39. fijo ( 27/05/2004 20:18)
malala an;ngaha kosa atao fantatry ilay eo izao e.iny anie mba kaoka taimpiraka fotsiny e.
40. yonikafopl ( 27/05/2004 22:45)
i fijo ity tena tsy atokisana mihintsy ka, itako ianao no tsy mety mahazo kou. hi hi hi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1894