Mivavaka aho satria

61. librepenseur ( 03/06/2004 09:04)
yonikafopl, arena>

Mpanjakan'ny jiosy i J.-Christ raha izay no tianareo e

Ny fahagagana nataony tsy midika fa mpanjaka izy na Andriamanitra, Magie izany amiko. Betsaka koa anie no nahavita fahagagana na teto M/car na tany ivelany e, saingy tsy nivavahana sady tsy noraiketina tamin'ny boky. Inty marina moa ilay hoe valalan'alika ka ny tompony aza tsy tia koh!
62. fijo ( 04/06/2004 00:05)
ity koa no tadidionareo mpino kristianina.
i jesosy anie ka juif mandrapahafatiny fa tsy kristianina mihintsy e.ny taty aorinany no lasa kristianina.
koa mba halalino kely hoe izany manaraka olona tsy nanao izay hanarahana azy izany akory.
63. arena ( 08/06/2004 17:20)
azafady aloha ry Fijo sy Librepenseur à ! fa ianareo roalahy ve aloha mpino sa mpino e ! mivavaka @inona kay azafady ?
64. yonikafopl ( 08/06/2004 20:49)
izay ilazanareo azy tsy mampaninona ahy va toa vao maika aza mampitombo ny finoako sy mampivavaka ahy kou.
Mivavaka ho anareo aho e!
65. librepenseur ( 09/06/2004 10:32)
arena>
fahagagana=magie
Jesosy nandeha ambonin'ny rano=magie
David Coperfield nanidina=magie
Exorciste manala devoly=magie
Mpibaiko varatra=magie
Moïse nanao ny tehana ho lasa bibilava=magie

Rehefa zava-mahagaga tsy voazavan'ny sain'ny olombelona dia azo lazaina fa magie

Mino ny magie aho ary avy amin'ireny daholo no fiandohan'ny finoana rehetra (religion) misy eto an-tany. azafady anefa fa tsy magicien aho fa milàza ny fantako fotsiny...
66. arena ( 12/06/2004 17:38)
fa enao aloha ve mino fa misy ny herin' ny Maizina sy ny herin' ny Mazava eto ambon'ny ity tany hitoerantsika ity kay azafady ?
67. vegas ( 12/06/2004 23:13)
Tsisy tokony hiadiankevitra ny sujet tahaka itony fa tsisy sujet hafa angah oatra?
68. librepenseur ( 14/06/2004 06:38)
arena>
Ny hery rehetra dia ny fampiasan'ny olombelona azy ihany no maha-tsara sy maha-ratsy azy. Rehefa ampiasaina amin'ny tsara izy dia hoy ny olona hoe : avy amin'ny herin'ny mazava...
Rehefa ampiasaina amin'ny ratsy indray izy dia hoy ny olona hoe: avy amin'ny herin'ny maizina...

Izany hoe: tsy misy mihitsy ny hery maizina hatrany ampotony (tsy mitovy amin'ny finoana kristiana io) saingy misy kosa ny hery azo ampiasaina amin'ny zava-drehetra...izay ilay fahaizana mifehy ny natiora.
69. xxx ( 02/01/2005 17:11)
Tsarovy fa tsy mande ho azy isika fa manana le Mahery indrindra tsika eto ambony tany fa ra herinao hianteherenao de tsy mahavita na inona isika .>dio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.582