Marc 15:34 "Mon dieu, pourquoi m'as-tu abandonné?".

61. zanaka ( 11/05/2004 11:44)
Io vavaka nataon'i Jesosy teo ambonin'ny hazofijaliana io dia midika hoe:

1/ Andriamanitra dia tsy mahaino rehefa mahita ota: natao teo amin'i Kristy avokoa ny otako sy ny anao ka dia tsy nijery Andriamanitra.Isaia 53

2/ Tsy tian'Andriamanitra ny hahavery ny olombelona rehetra: misy ny fahaverezana: Apok 21/8 azo adika izany fa tsy foin'Andriamanitra ho any amin'ny afobe ny olona ka dia nyZanany lahitokana no nafoiny.

Kanefa safidy moa io, tsy misy azo terena amin'izany.

Tsy natao iadian-kevitra ny Baiboly fa natao hinoana.

Izay mino dia mahita ny voninahitr'Andriamanitra fa izay tsy mino dia tsy mino.

Izaho koa dia mba tena tsy nino ary nanevetateva ny Baiboly ary narosoko avokoa izay mety argument rehetra; ny tena izy dia te-hahafantatra ny marina aho.

Tsy nahafantatra ny marina mihitsy aho raha tsy nandray Ilay Marina dia Jesosy ho Tompo sy Mpamonjy ny fiainako.

Nanana ny fivavahako aho teo aloha fa tsy nisy fitsaharana sy fiadanana: mipetraka foana ny hoe: rehefa maty dia ahoana?

Mba andramo aloha ê! rehefa avy eo hahazava ny zavatra rehetra. Mibebaha dia raiso Jesosy fa io rà narotsany io, dia natao ho anao koa.

Mba ho voavonjy avokoa ny namana rehetra.
62. fatou ( 11/05/2004 12:22)
MON DIEU,EST-CE QUE TU VAS ABANDONNE LIBRE PENSEUR ET FIJO?
63. fijo ( 12/05/2004 00:24)
ny otan'ny olona tamin'izany andro izany angamba no noraofiny nentiny tany,fa amin'izao ve dia mbola i lery ihany no hitondra azy any e.sa ilay any akaikin'antsirabe indray.
fatou >aleo izy hanalavitra anay fa manelingelina ny fihainoana ny momba azy satria mitarika ady foana.izahay te hitsiky,fa tsy hiady.ampirimo any ny anareo fa tsy dia misy hilako azy loatra akory.
64. ikaretsaka ( 12/05/2004 04:47)
lasa indray ato ny ankitsipona le
65. librepenseur ( 12/05/2004 08:14)
fatou>

\"MON DIEU,EST-CE QUE TU VAS ABANDONNE LIBRE PENSEUR ET FIJO?\"
hihihi, i librepenseur sy i fijo angaha no nombohina t@ hazo fijaliana ?

est-ce que TON DIEU t\'a toujours écouté ? est-ce qu\'il t\'a toujours répondu ? est-ce que tu as toujours eu tous ce que tu voulais ?

jusqu\'où TON DIEU t\'emmènera t-il ? au paradis ? comment-il est ce paradis ? t\'as déjà vu ce paradis ou on t\'as raconté tout simplement d\'après la bible?

66. tia_ery ( 12/05/2004 14:27)
''Raha ny amin'izao fiainana izao ihany no anantenareo an'i Kristy dia mahantra indrindra ianareo''

Izay hevitr'i Libre Penseur izay ilay atao hoe ''Tsy mino maty raha tsy avy mandevina''

Sôtra ê!


67. fijo ( 13/05/2004 00:08)
ka i hery ary ve mino maty raha tsy efa voalevona ilay olona?ary marina ny azy satria sao handevom belona no loza.
fatou>fanampiana kely io voalazan'i akamako io.tamin'ny 1985 ny dadako izay tiako sady tia ahy be no maty.tsy mino koa izy.ary niresaka kely izahay mianaka momba io resaka any ankoatra io,satria efa hay fa tsy holava andro intsony izy.dia izao ilay resaka:"raha misy ry dada izany andriamanitra hizany dia hilazao aho na hisehoy"
dia hoy izy:"raha misy izany ka hitako dia ialahy no hilazako voalohany"
2004 isika izao,tsy mbola nilaza ninoninona tamiko izy.raha misy olona tena tia ahy sy te hiaro ahy amin'izany ve,tsy izy no tokony hanao izany?mba valio hoe azafady.
68. librepenseur ( 14/05/2004 10:45)
Fa raha amin'ny fahaveloman'ny tia_ery no tonga tampoka araka ny filazan'ny kristiana i J.-C dia mahantra indrindra koa izany i tia_ery e !

Hanampiako ny tenin'ny fijo:
Sasamiandry ny fihavian'izany J.-C (lasa Atra) izany daholo ny kristiana efa ho 2000 taona lasa izao.
69. fijo ( 18/05/2004 22:35)
ko za ve vao dimy taona dia efa nolazana fa hoavy nyfarany;hatramin'izao mbola i bush sy ben no malaza tonga atyfa ilay iray nisitrika tsy hita taolana ko aiza ary.
70. fatou ( 07/06/2004 06:12)
"t es tu fait une idée des dimensions du monde? renseigne-moi, si tu connais toutes ces choses." any @ joba any angamba io kozy io.tsy takatro sady tsy tiako takarina lesy ny fsainany à,"ny mihevitra an Atra ho toy ny olona no tena fahotana".
71. fatou ( 07/06/2004 06:19)
elisany sy landivola lty mitovy à.sao de elisany ary le hoe anankiroa avy eto Tana hihihi
72. librepenseur ( 07/06/2004 08:04)
fatou>

ka ny kristiana anie izany no tena be fahotana satria ry zareo mihevitra fa toy izao sy toy izao no tadiavin'Andriamanitra e. hezahiny takarina araka ny fahitany azy ilay baiboly, raha tsy izany tsy hisy ny secte marobe, milaza fa ny ahy ihany no marina sns...
73. jhouhlambout ( 07/06/2004 15:31)
Ho an' i Fijo, mampalahelo aloha izany reseka fahafatesana izany. Kanefa matoa izy tsy namaly ilay fanontanian'ialahy dia tsotra ny valiny: Tsy afaka niverina izy. Ka ito misy valiny nolazain'ireo efa Tafaverina: http://nde.ipfrance.net/index2.html
74. fatou ( 07/06/2004 20:13)
ka izay anie lety le hoe mandray isan andalana miverimberina ato ra libre é!amiko alou de hoe mandray arabakiteny no ilazako azy é. ary izaho aloha de sahy miteny hoe leAtro no marina é. de toriko am là hoe mino 100% aho fa misyAtra,toy ny inoako100% hoe voavonjy aho. de samy miala é,mandry ny saiko! tsy hifaninana @ oul aho hoe ndao ampiadiana ny Atratsika ze marina sy mahavoa.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2871