Hira slow
101. ari.malala
(
01/06/2004 10:01)
Ilay hoe Hafatra sy tsy ampy fitia samy mbola an'i Rossy koa tsara ka! Ary nareo v tia hiran'i Bon Jovi? (Santa fe) D Scorpions koa (You and I, still loving you) Raha frantsay indray d Garou (Belle, sous le vent)
103. nolimit
(
01/06/2004 15:26)
Ny ahy kosa ny hiran'iNORAH JONS tiako be ily slow"COME AWAY WITH ME" tsara be
104. fijo
(
01/06/2004 23:16)
ny ahy koa dia i norah jons izao no tena reviko,fa toa mba manainga zavatra aty amiko izany.
106. ari.malala
(
02/06/2004 10:47)
tsy mbola naheno hiran' izany mpihira norah jons zany aho! mba milazà hoe titre na hira iray azafady!
Ie, tsara daolo aky ny hiran'i Bon Jovi ri mumu â! d refa tsisy atao ato am-piasana d mihaino Lionel Ritchie
Ie, tsara daolo aky ny hiran'i Bon Jovi ri mumu â! d refa tsisy atao ato am-piasana d mihaino Lionel Ritchie
107. mumu
(
02/06/2004 11:05)
ari.malala sambatra njy hafaka mihaino hira any am-piasana!!
Milay be ilay "Ballerine Girl" iny!
Milay be ilay "Ballerine Girl" iny!
108. ikaretsaka
(
02/06/2004 13:03)
ari malala.. fa ahoana ary izany. Norah Jones ve dia tsy hainareo.. I Don't know why
izao tsy ratsy mihitsy
izao tsy ratsy mihitsy
109. ari.malala
(
02/06/2004 13:10)
ny hiran ' i Lionel Ritchie tiko indrindra indray nefa aky r'i mumu d "stuck on you"! d the only one koa tsy adino an!
Hirao kely hoe r'ikaretsaka io I don't know why io?! lol! mety hoe efa naheno angamba aho fa tsy azoko an-tsaina ê! ohatran'ny hira efa fahenoko izany io teneninao io fa tsy miverina ao an-tsaiko ny feony.
Hirao kely hoe r'ikaretsaka io I don't know why io?! lol! mety hoe efa naheno angamba aho fa tsy azoko an-tsaina ê! ohatran'ny hira efa fahenoko izany io teneninao io fa tsy miverina ao an-tsaiko ny feony.
111. ari.malala
(
03/06/2004 10:21)
Ie, ny hiran'i Lionel Ritchie anie tsara daolo ê!
ikaretsaka, mba manomeza andininy kely @ io hira lazainao io hoe azafady fa tena tsy mety azoko an-tsaina ilay izy! azafady ê!
ikaretsaka, mba manomeza andininy kely @ io hira lazainao io hoe azafady fa tena tsy mety azoko an-tsaina ilay izy! azafady ê!
112. samoina
(
03/06/2004 14:46)
Ho ataontsika kapila 1 mitambatra mihintsy ireo voalaza rehetra ireo de hanaovana " Soirée Namana- spécial slow " !
113. ari.malala
(
03/06/2004 14:49)
Misaotra an'i Ramaso fa tena hira tsy mbola haiko mihintsy io hira teneninao io! Ankoatr'io hira io kay d in koa ny hiran'io mpihira io hafa?
119. nikopol
(
05/06/2004 09:29)
ny hira slow tiako amin'izao fotoana izao :
Eamon : I don't want you back (xxxx xx)
Eamon : I don't want you back (xxxx xx)
120. kitjo
(
07/06/2004 10:56)
Come away with me in the night
Come away with me
And I will write you a song
Come away with me on a bus
Come away where they can't tempt us
With their lies
I want to walk with you
On a cloudy day
In fields where the yellow grass grows knee high
So won't you try to come
Come away with me and we'll kiss
On a mountaintop
Come away with me
And I'll never stop loving you
And I want to wake up with the rain
Falling on a tin roof
While I'm safe there in your arms
So all I ask is for you
To come away with me in the night
Come away with me
Come away with me
And I will write you a song
Come away with me on a bus
Come away where they can't tempt us
With their lies
I want to walk with you
On a cloudy day
In fields where the yellow grass grows knee high
So won't you try to come
Come away with me and we'll kiss
On a mountaintop
Come away with me
And I'll never stop loving you
And I want to wake up with the rain
Falling on a tin roof
While I'm safe there in your arms
So all I ask is for you
To come away with me in the night
Come away with me