Hira slow

41. yonikafopl ( 02/05/2004 20:06)
tena mpakafy slow ny namana eto izany, ilay mihaino fotsiny aloha sa ilay mandihy koa e! ilay mifamihina sy miondakondana @ ilay hira ankafizina iny no tena milay, rehefa mandeha ilay hira tiana iny nefa tsy manana partner dia tena marary fo kely mihintsy.
42. ikaretsaka ( 02/05/2004 20:20)
ha ha ha
arakarak'ilay izy io.. ny ahy aloha misy fotoana saika mihaino sy mitendry ny ataoko e. fa marian io hoe rehefa ilay sendra ankafizina.. sy ilay olona ankafizina no miaraka aminao dia hafa ihany ilay feeling e.. mba kozy ange izany!
43. fijo ( 03/05/2004 22:58)
tsara io ka,ary hilaina rehefa vizana sy te ho roa izay iray iny.
44. ikaretsaka ( 04/05/2004 03:37)
ny an'i hery Rebika sy Licien Randrianina!
ary iza le mpanao indro ny famonjena be iny moa?
45. ravatorano ( 04/05/2004 08:38)
raha nataoko ny stat dia hira vahiny no tena nibahana teo.smby manan ny reviny aloha io fa nenah le slow hard ireny no reviko ary gasy koa no miangaly azy ankoatran dry scorpion zany.
kaiamba koa maro milay ka ary aza hadino ry FAKR (krisy).
Ny mihaino slow na andihizana milay dhl e
46. ari.malala ( 04/05/2004 12:39)
raha ny hira slow gasy indray tiko daolo indrindra ny kaiamba!! mihira sy mihaino hira moa no fialam-boly tena tiako ka afapo mihintsy aho rehefa ilay mihaino radio ka hira slow no mandeha!
47. fijo ( 04/05/2004 23:01)
ny gasy dia misy feonkiran'ny super7 iny."aza hadinonao ny lasa".iny no tiako indrindra
48. mumu ( 05/05/2004 11:30)
fijo: kay inn ndray zany lé
49. nyna ( 05/05/2004 14:10)
Za koa mba manana hira slow mba reveko: "It's so hard to tell you good bye" (Chicago)
50. ikaretsaka ( 05/05/2004 23:37)
ny ahy ny gasy dia ilay mamofona jazz ireny. Fanja, Nivo, Rija, Lalatiana, Silo, Ihanta, Johary, sns.. misy slow ataon'ireny mivoaka tsara ary ny hir ainterpreten'ireny dia matetika tafajanona ao @ ilay grands classiques
51. fijo ( 07/05/2004 00:19)
mumu,mpandeha tamin'ny RTM izy taloha dia feon kira fa eny ampovoany eny dia misy io tonony kely io.slow tena tsara be ilay izy.
52. vahona ( 07/05/2004 22:38)
za koa tena mba tia an'ilay slow jazzy raha gasy ka!!!

Rija zany tena nananako daholo ny hirany fa indrisy fa nisy naka ilay cahier.
dia Lalatiana sy Johary koa tena tiako be!!le tonony no tena mahafinaritra aminy!!
53. fijo ( 10/05/2004 22:37)
johary ihany no tiako amin'ireo.
54. kitjo ( 11/05/2004 14:18)
Stevie Wonder,huummm
ALicia Keys, ie izy koa zay
vanessa carlton; 1000miles...

gasy? Ankoatra ny jazz tintsika reo, Mahaleo..Lalatiana, Rija Ramanantoanina

Ra rythm hafa ankoatra jazz, d country no tena voako koa,

SHania Twain: You've got a way...
Norah J: Come away with me,
Emilou Harris
izy rht mitsy


Le "ABBA" reny koa tsy ratsy ,hira taloha fa tsy aiko oe in rythmreny moa filaza azy?Nareo zokizokiny reo fa ny tanora zao aloha toa tsymihaino anreny tsn,ihhiihhi
Fa za ngamba no antitra
55. kitjo ( 11/05/2004 17:39)
neverin ramaso fa oh aoooooona aaaaaary
56. fijo ( 11/05/2004 23:09)
go away with him,have a nice time and don't forget to be back
57. kitjo ( 12/05/2004 09:22)
hafatra ko re zao tononkiran fijo zao an,humm
58. mumu ( 12/05/2004 13:56)
kitjo: enga ane mba ho tafitany ny hafany hmmmm
59. fijo ( 12/05/2004 22:54)
i dada io miteny io rankizy an.maditra ireto.ndao mody fa ilaozana misary gaigy any fotsiny.tsss
60. ikaretsaka ( 12/05/2004 23:07)
tsssss aza mifampiala pa eo letsy mr fijo an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1366