Hira slow

81. kitjo ( 24/05/2004 09:18)
Shania v?
tsy ratsy, za alou ra vao styletyle country reny d tiako aby e
82. mumu ( 24/05/2004 10:16)
xxx milay be reo hira surtout ilay hira @ Les ailes de l'enfer io
83. ikaretsaka ( 24/05/2004 15:36)
kitjo...hum hum
84. aladin ( 24/05/2004 15:43)
quand je t'aime/
longtemps je t'aimerai an'i demis roussos
85. aladin ( 24/05/2004 15:45)
raha gasy njay de kaiamba de la Izahay sy malala an'i Njila iny
86. fijo ( 24/05/2004 21:55)
oully> ao ary fa avelako ianao fa i olly indray no arahako e.
dia sady ihira an'io "izahay sy malalaka io aho"
87. frankeinstein ( 25/05/2004 04:48)
fijo>hihihi!tssssss!
88. chipie1 ( 25/05/2004 08:31)
maita ambara zaty fijo
: )
89. oully ( 25/05/2004 13:25)
fijo> ouinnn!!! oiunnnn!!!
90. kitjo ( 25/05/2004 14:21)
anseeee
fijo>> ampangino ny zanak'olona fa andihy slow rery eo,ihhihi

hum hum bdb
91. fijo ( 25/05/2004 22:27)
ka za hono ngeza lohatra dia tsy voafihiny rehefa mandihy dia lasa aho ko."izahay sy malalaka fony vao niray vilia re,nanao be fihinana,hany ka lasa tofoka sy leo."
92. kitjo ( 26/05/2004 02:18)
kkiiiiiiii,
k lanin fijo dol ange zany le izy e
ary le oe aza atao zara miangatra fa mba mody miandriandry fijo refa mihinana,hihihhi

eo @ valahana asaina tazomin tsara fijo refa tsy voafihina an,
tanjemo fts voasintona k mivoha ny fehikibo
93. tenio ( 26/05/2004 08:14)
Raha mpihira malagasy: Mada Groove: Mbola tia

Raha mpihira americain: Kaci&Jojo: Crazy, Chrisitina Aguillera: I turn to you, Aerosmith: I don't wanna miss a thing

Raha mpihira frantsay: Helene Segara: l'amour est un soleil, Poetic lovers: faisons l'amour ce soir ( na dia somary efa ntaolo aza )


94. angie ( 26/05/2004 08:38)
Slow Gasy dia betsaka ny tsara: Rija Ram, Rija Ras, Rija oelij, Lalatiana, Tovo, Mahaleo, Njila, Zay, Lolo,

Ohatra fotsiny:
- Aleo
- Anjara tandrify
-Vorona
- Ianao namako
- Teny mamy
- Meloka
-Lavitra
-Manahirana
- Akanjo fotsy
95. ari.malala ( 26/05/2004 09:27)
Aina miray an'i Bodo koa anie tsy ratsy ê!, d ireo hiran'ny Ambondrona oh, naleonao, tsy adala, betsaka fa ireo aloha no tonga ao an-tsina izao.
96. fijo ( 26/05/2004 23:06)
ary ilay an'i rossy hoe "any malala a"
97. mumu ( 27/05/2004 07:24)
Poopy "Mifameno"
Bodo "Safidy"
Rossy "Mahatsiaro"
Mahaleo "Hanaraka anao"
98. chipie1 ( 27/05/2004 07:43)
poopy "ho iray"
tovo j'hay"teny mamy"
mahaleo " jamba"
sns... tsy ho voatanisa
99. fijo ( 27/05/2004 21:46)
milay daholo e,fa arakarak'ilay toerana sy izay eo akaiky koa io amin'ilay fotoana.
100. yonikafopl ( 27/05/2004 22:28)
fijo hi hi hi hi hi marina mihintsy zany!
fa le any malala an'i Rossy iny milay ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3