sarotra hono ny mitady vady aty andafy..
41. pitchou
(
23/04/2004 14:51)
ko maninona ny sasany to otran'ny milaza hoe ny rehetra na ny ankamaroany?
42. mimita
(
23/04/2004 22:52)
marina misty le oe sarotra ny mitady vady aty andafy satria ra ny aty canada manokana lo ry reto d vitsy ny gasy a!za nefa h@zao alou d mbola sty mirevy vaza lotra!nefa ny bandy aty azo isaina ny isany!
44. peluche
(
24/04/2004 12:05)
ka ny olony paris ve tsy mora mahazo ny toetran'ny parisien zay malaza "arrogant"?fa aleo tsy hatao hoe izy rehetra
45. mimita
(
24/04/2004 13:53)
za tsy we hanori-ponenana aty ry pitchou fa mety afaka 5 taona a vo hody d mba t hantsipa fa gasy ihnay ny a no tiko!!d afaka 5 taona kosa v d sty mba hanao sipa?mbola vo mitady a zao fa badny 1 zay ihnay no tiko sady akamako le izy d tsy aiko ny hidirana @!!!
48. mimita
(
26/04/2004 22:29)
ny sipa gasy aty maro2 ihany fa aty lou milay fa presque mifankalala daholo ny gasy e!!
ikaretsaka>aza mba hanalana wa zay,b sipoa azo isafidianana ndray mansty any d manisy eo enao!!
ikaretsaka>aza mba hanalana wa zay,b sipoa azo isafidianana ndray mansty any d manisy eo enao!!
50. mimita
(
27/04/2004 16:26)
satriko mitsy zao ryfijo ny hitady any fa vo haingan kosa zay no tonga atty canada d ande hody sahady v?nefa afaka 5 taona eo vo mody d mety efa ramamany b kle,tsy maitsy we mody ihany a alou fa etna sty lasa kle,hitady a ko!!!azia d hiahaka rery aty antani nol aty!!!
52. fijo
(
28/04/2004 20:38)
avy indray pitchou.
mihinana hot dog rehefa tsy mahita ravitoto ry mimita an.fa tsy miraikitra amin'io an.
mihinana hot dog rehefa tsy mahita ravitoto ry mimita an.fa tsy miraikitra amin'io an.