sarotra hono ny mitady vady aty andafy..
21. jhouhlambout
(
16/04/2004 19:40)
Mety tena tiany angmba,
fa aleony midingina satria @ zay hono désirable kokoa!!!
Marina io fa AZA MANDAINGA nareo an!!!
fa aleony midingina satria @ zay hono désirable kokoa!!!
Marina io fa AZA MANDAINGA nareo an!!!
25. pitchou
(
17/04/2004 13:50)
io fomban'i jhoul io ihany no mahavoa an-drjhoul lava! fa maninona ianao no miavona nefa ny gasy any aza efa vitsy? d rehefa lasa miaraka @ hafa vao hoe ... ?
26. jhouhlambout
(
17/04/2004 16:14)
pitchou> an-3, ny vehivavy mihintsy no mpidingina, il faut le voir(ici) pour le croire!!
29. pitchou
(
19/04/2004 05:56)
jhoul, ramasdo, karetsaka> rehefa tsy zakanareo izy izany d atao hoe midingina! fa ianareo tsy midingina rehefa manao olona otran'izany! rehefa tsy manaiky izay lazainareo na tsy mitovy hevitra aminareo na tsy manaiky ataonareo ambany lambanana d atao hoe midingina fa rehefa ianareo tsy atao hoe midingina rehefa tsy manaiky atao an'izany ko!
32. yonikafopl
(
19/04/2004 15:42)
io akia ry pichou araka ny teninjy hoe matoa ny sipa midingina , ny bandy koa midingina a! dia samy midingina izany
33. fijo
(
19/04/2004 20:11)
marina fa misy ny sipa midingina aty ary maro be.fa misy tsy manao izany koa ka.ny antony alkoha dia tsy haiko
34. pitchou
(
20/04/2004 17:52)
ny any aminareo izany! ary mety ny ataonareo azy, ry ramaso, no averiny aminareo! ny nisy ahy tany ivelany tany tsy mba otran'izany!na lhl na vhv! ka sao d nareo kosa no antony e! "mijereva" aloha vao mandà e!
35. ikaretsaka
(
20/04/2004 20:16)
marina kos aio ry pitchou an.. aza maka position ange dia mandiniha tsara e!
37. pitchou
(
21/04/2004 02:33)
ka izay tsinona no iainanareo ary nareo ko manao an'izay! izaho angaha mandà hoe tsy manao an'izany nareo sy ny any aminareo? fa nolazaiko hoe ny nisy ahy tany tsy otran'izany ny toetran'ny gasy!
40. fijo
(
22/04/2004 20:55)
ny sisiny rehetra dia saiky tsotra daholo ka.ny ao ihany no mivadika atotoa toa io