matahotra inona ny vhv gasy?

61. ikaretsaka ( 23/04/2004 22:55)
dia ahoana iznay le.. de tsy hitady biby lava mihitsy izany fa ... am zao foana?
62. pitchou ( 24/04/2004 08:28)
ny trondro koa ange lava e! d atahoran'i mimita ko zany?
izy v hono matahotra d hitady biby lava ry karetsaka! raha tsy hoe tsy hita maso angaha!
63. mimita ( 24/04/2004 14:03)
k ny a ny tiko kozina ra mazavazava kokoa d le biby lava @ ol!!!kozy e!!tena marina io an!!le porno reny efa tsy fidiny vo maika ko refa tena hita !!kay legoma!!!!!!!!!
64. ikaretsaka ( 24/04/2004 20:13)
tssss mba moramora ry mimita an
65. yonikafopl ( 24/04/2004 20:32)
mimita hi hi hi hi hi hi
66. jhouhlambout ( 25/04/2004 16:20)
hihihi
67. vahona ( 26/04/2004 05:48)
ary ity pitchou ity tia trondro a!
toa trondro foana!!!!!!! :)
deinnn!za koa tsy tia bibilava (tene izy an!!) fa malamalama sy ratsy be!!!
68. vahona ( 26/04/2004 05:53)
ary ity pitchou ity tia trondro a!
toa trondro foana!!!!!!! :)
deinnn!za koa tsy tia bibilava (tene izy an!!) fa malamalama sy ratsy be!!!
69. lalapiso ( 26/04/2004 11:27)
Ny biby hitan'ny vehivavy atahorany fa ny tsy hitany tsy atahorany
70. hendry ( 26/04/2004 12:58)
mazava ho azy
71. pitchou ( 26/04/2004 14:27)
vahona> izaho kosa aloha rala trondro efa masaka ao am-bilia tena tsy mitsoaka mihitsy aho e! tena marina e!
72. fijo ( 26/04/2004 22:55)
miandrasa daholo fa izaho hitsako azy e.
73. pitchou ( 27/04/2004 17:02)
kay! ko hisy ho anay intsony eo? izay vao hoe "nofo trondro am-bavan'i fijo!" "tsy mahatoky fijo aho fa trondro ny kaly ko!"
74. fijo ( 28/04/2004 20:39)
hay trondro indray kally.hiady amin'olona eo ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2117