matahotra inona ny vhv gasy?
45. hendry
(
20/04/2004 15:43)
Misy lehilahy matahotra alika. Dia raha tsy biby ndray, misy lehilahy matahotra vehivavy, hihihi
49. vahona
(
21/04/2004 01:53)
za matahotra ny biby izay mety hanaikitra,mahafaty,masiaka,ohatra:bibilava,maingoka,alika sy izay rehetra manaikitra sy mamono.
za aloa tsy dia tena tia biby e!
za aloa tsy dia tena tia biby e!
52. vahona
(
22/04/2004 06:28)
anga ny trondro manaikitra!
ny biby fihinana ihany angamba no tiako satria mahavoky kibo fa ny ankoatra ratsy be daholo!!!!!!
za tsy dia tena tia trondr intsony koa fa efa saika matiny e!!!!kenda,intoxication!!!
aleo mitsy fijo mitsako le izy aloha dia rehefa tsy maninona dia mihinana za!

56. fijo
(
22/04/2004 21:17)
ny pirana mihinana mihintsy ka nefa trondro.
vahona ao ary fa tsakoiko dia ianao mitelina e
vahona ao ary fa tsakoiko dia ianao mitelina e
57. pitchou
(
23/04/2004 14:58)
toa hitako ny paozin'i vahona miandry ilay avy tsakoin'i fijo! miandry ... ka miandry ... ka miandry ... sakafo tonga ao am-bavan'i fijo v hisy hivoaka tao moa!
58. hendry
(
23/04/2004 15:31)
mimita> mahita fotsiny ve dia matahotra? Dia ahoana zany raha mijery télé? tsy bibilava fotsiny no ho hitanao aho fa misy pire.
60. mimita
(
23/04/2004 20:53)
le lava b reny!!ra hita maso no koziko fa tsy we @ tele!!za ko matahotra biby lava hafa mitsy!!