matahotra inona ny vhv gasy?
22. hendry
(
08/04/2004 14:41)
eny e, raha biby maty dia marina ny lazain´i fijo. Nefa mety mihevitra koa izy hoe manangatra ilay izy,hihihi.
Fatin´olona, raha mihoson-drà na nohanin´ny biby dia mahatsiravina ny mijery aza. Fa raha faty mitsotra tsara tsy maninona ohatran´ny olona matory tsy hitako zay atahorana azy, raha efa mikipy ny masony mazava ho azy fa raha mbola ilay mivandravandra iny mampatahotra koa, mampanonofy ratsy.

29. pitchou
(
11/04/2004 07:46)
ny ahy atahorako daholo ny biby rehetra afatsy ny alika, saka, vorona, omby, soavaly, akoho (misy aza ny sasany atahorako fa masiaka be), ny ganagana (io d tena tiako), (zaho matahotra gisa fadiranovana), trondro, vitsika sns
32. pitchou
(
13/04/2004 16:22)
an!an!an! anisan'ireo tanisaiko hoe tsy atahorako ny trondro ka! indrindra raha efa masaka ao anaty vilia!
36. pitchou
(
15/04/2004 10:36)
misy biby ko ty fijo ty ka! efa lazaina foana hoe biby no resahana mbola mibolisatra ihany!
37. fijo
(
15/04/2004 20:51)
kay le maninona daholo ary ireto ianareo.ka raha io aza tsy ahatahorana ko inona no ahatahorana izay kankana sy fanday any.