mitady sipa

61. bokona ( 24/05/2004 07:18)
Lundi de pentecote eh.
62. mumu ( 24/05/2004 07:22)
bokona inona ny prog?
63. fijo ( 24/05/2004 21:48)
mihalava ihany izy izany rabokony fa avy dia hataovy hoe mandra pa an.ih,ih,ih
64. mumu ( 27/05/2004 07:09)
ahoana izy ao ra bokona a mandroso ve?? efa akaikikaiky iany mantsy ilay lundi de Pentecote an!!
65. bokona ( 27/05/2004 11:29)
tena tsisy kil ny pentekoty raha izao no fandehany
66. fijo ( 27/05/2004 21:40)
tsss mihodina letsy ary amin'izay maika aloha dia ny manaraka indray homanina tsara an.ih,ih,ih,sao ialahy micoinsy eo koa.
67. mumu ( 28/05/2004 08:15)
fijo hihihih
68. fijo ( 31/05/2004 23:18)
maninona indray aho e.mba manoro hevitra azy aho ko
69. mumu ( 01/06/2004 10:01)
fijo tsy ratsy ilay hevitrao

bokona nanao ahona ary izy tao e????
70. fijo ( 01/06/2004 23:06)
efa hafacoinsa ve letsy aloha sa ahoana fa tena hoatry ny aharitra ity fikarohan'ialahy ity kle
71. mumu ( 03/06/2004 18:40)
bokona aiza enao ooo vao fatotra any angaha????
72. fijo ( 03/06/2004 22:05)
nahita kosa ngamba ny akama ka.mahareta letsy e
73. bokona ( 05/06/2004 06:07)
Io aho io fa mbola mitady fona. misy 26 juin indray manko
74. mumu ( 22/06/2004 20:21)
bokona fa taiza fotsiny??
75. fijo ( 22/06/2004 22:52)
namita pantekoty kosa izy ko.mumu ko.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6272