mitady sipa

41. fijo ( 15/04/2004 22:48)
asaivo miala kosa ny sipa mahia rabokony sao ahitana loza eo an
42. hendry ( 17/04/2004 10:23)
fijo> koa efa hoe nahita izy hoy i Hery koa.
Partenaire fixe ve ilay azon´i bokona sa nivalona niaraka t@ lundi de Pâques? Zahay rangahy mba te haheno zay niafarany satria raha nahita soa ry bokona mety azo eritreretina ihany zany ny mitady namana ato ohatra ho an´ny 26.06.
43. rfanjav ( 20/04/2004 13:14)
Lasa lavitra zany 26.06 zany a !

zarazarao marina aloha rabokony a !
44. fijo ( 20/04/2004 23:31)
avy aty ary ianao e.
45. imailaka ( 21/04/2004 10:29)
Ka rabokona nge zany efa revo tanteraka @ ++ de tsy tsaroany intsony ny eto e
fa de aza manantena intsony nareo fa rafisaka ndray no mety hitady eo hoan ny pentekosta!!!!!
46. kitjo ( 21/04/2004 11:18)
++++? nga nifanaso plisy plisy ho an bokona ny sipa
47. bokona ( 27/04/2004 07:20)
Miala tsiny fa tsy teto antoerana ny tenanay eh. Mbola tsy mikatona ny candidature eh. Sady sabotsy izao tsy miasa indray.
48. fijo ( 28/04/2004 21:23)
mbola mitady ihany ve letsy le.sao tsy mety ary
49. xxx ( 02/05/2004 16:14)
zay zao vao mahita ny annonce d ahona?tara loatra v?
50. fijo ( 03/05/2004 22:49)
tairo fa rabokony vonona foana ka.
51. laloa ( 12/05/2004 04:09)
Manao ahoana aloha ilay sipa tany @ lundi de paque e!
efa ho avy indray izao ny pentecote f'angaha tsy mitady sipa indray e , sa efa nifixena ilay t@ paka e!
Mba tantarao ny tohiny e!
52. mumu ( 12/05/2004 07:32)
misy kou ny Ascension sy ny pont an!!
53. fijo ( 12/05/2004 22:44)
ilay pont no toa tsara ko,amin'izay mety hisy tohiny
54. bokona ( 13/05/2004 06:49)
salut daolo, azo atao pont daolo isanandro eh, ze ande de andao. Tsy maninn na fixe na mobile (sipa io an)
55. mumu ( 13/05/2004 07:31)
bokona ahona ndray zany sipa fixe na mobile zany klé???
56. fijo ( 13/05/2004 21:42)
vady fixa sy vady mandeha izany ry mumu an.ilay ao an trano sy ilay tsiditsidiana
57. mumu ( 16/05/2004 20:52)
fijo : ah d'accord!!
58. fijo ( 17/05/2004 23:27)
hay d'ac ndao ary e.ih,ih,ih
59. mumu ( 18/05/2004 08:45)
fijo ande ho aiza? hihihi
60. fijo ( 18/05/2004 20:25)
asa hohita eo rehefa lasa ko.eny andalan eny mahita azy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2414