mitady sipa

21. imailaka ( 07/04/2004 13:01)
kianja inona ???
fa misy kianja koa moa ilay izy
mumu : ataop large ny esprit kan, ze mahafapo an i bokona nge no atao e
22. kitjo ( 07/04/2004 15:58)
hihihiihhihi
sao d jiosy aloha bokona k efa vita ny pakanao miesona eo dol reo sipa reo
23. bokona ( 08/04/2004 06:12)
Mbola malalaka be ny toerana eh hatramin'izao mbola lôvy za.
za ndray tsy jiosy koh, sady tsisy volombava no tsy manao rebareba.
24. voninkazokely ( 08/04/2004 08:58)
Tambatambazo sy tazotazony jusqu'à minuit ao ihany aloha ilay hitanao Dimanche de Pâque fa sao tsy mahita tampoka ianao amin'ilay lundi!
25. nonoh ( 08/04/2004 10:04)
Sao de mba tsy miady@ piesin'ny sipa kosa ary Bokona na sanatria matahotra hozatra ny sipa no mbola love foana hat@izao .Efa alakamisy mantsy anio .
26. angie ( 08/04/2004 15:27)
Za koa malalaka Bokona raha mbola mitady namana toi, eo @ Saint Pierre no fotoana @ 9.30 eo ho eo, aza manao fotoangasy an.
27. kitjo ( 09/04/2004 14:08)
hum, aona izy ao bokona an, efa akaiky le ftona,ihihihihi
28. voninkazokely ( 09/04/2004 17:01)
J -2
29. voninkazokely ( 11/04/2004 23:49)
jour J .
30. ikaretsaka ( 12/04/2004 00:06)
tapitraaaaa
31. hery ( 12/04/2004 06:33)
hery dia mampilaza aminareo fa nahita sipa i bokona :)
32. kitjo ( 12/04/2004 15:53)
sipa 24h ve??
tapitra ny tantara fa efa mardi de paka
33. bokona ( 13/04/2004 06:24)
Tsy tohizako ny komantera
34. bokona ( 13/04/2004 06:27)
Tsy teneniko ny faran'ny tantara
35. rfanjav ( 13/04/2004 07:03)
Misaotra anao aho ry lundi de paques, ....

Dia ahoana indray ny @ Lundi de pentecote ?!!!
efa partenaire fixe sa misokatra indray ny depot de candidature !
36. kitjo ( 13/04/2004 07:39)
haahha,hanao entrainement sa hanao reservation rfanjav?ihiiih
37. imailaka ( 13/04/2004 13:50)
fa i hery ve no nanolotra an ilay sipa an i bokona e!!!!!
ka rehefa nahita ange de tsara ry bokona e!!
ka raha tsy tohizana ange zany ny komantera dia midika fa tsy sipa lendidepaka fotsiny e fa tantara de mbola mitohy de mila faranana ny fitadiavana eto fa sao de mbolamisy candidat mavitrika ho an ny lendidepantekosita
38. kitjo ( 14/04/2004 08:58)
Hery ngamba natao vavolombelona,lollll
39. fijo ( 14/04/2004 21:38)
aza ampidirina amin'izany kosa i hery e.ary nahita ihany ve rabokony le
40. bokona ( 15/04/2004 06:55)
Mbola misy lundi de paka ++ ange eh
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3242