Mampirafy izy

61. fijo ( 19/05/2004 20:05)
ndao hifankatia ry mumu fa tsss
62. mumu ( 19/05/2004 20:38)
fijo ndao ary e!!
63. fijo ( 24/05/2004 23:28)
zay,efa nifankatia izahay izao ry ary malala an.ka aza ampiadianareo intsony fa aleo milamina e.
64. yonikafopl ( 25/05/2004 00:43)
tohizo fa tsara ilay fifankatiavanareo ry fijo sy mumu fa arahanay avy ato aoriana a
65. xxx ( 25/05/2004 08:29)
Avy eo tohizana ny ady fifankatiavan'i fijo sy mumu fa , maharary ry reto ny mifanena aminy mampirafy a!
66. chipie1 ( 25/05/2004 08:45)
xxxx ntsô!! mety misy antony ane matoa mampirafy nefa misy kou filambanona kely...
mafinaritra refa mifankatia ry mumu sy i fijo, aleo za anaraka ato ariana miaraka aminy yonika hihihihi
67. yonikafopl ( 25/05/2004 15:32)
chipie1 haingana ary sao ilaozanjareo eo sika.

xxxx tena marary tokoa nefa hamafiso ny fo sy ny saina , aza mampiseho alahelo sy hakiviana ianao rehefa mifanena aminy fa mba asehoy fa manan-kambo ianao e!
68. chipie1 ( 26/05/2004 09:04)
yonika hihihii
69. fijo ( 26/05/2004 22:47)
yonik>manana kambo angaha?ih,ih,ih,
an an,aza manaraka ianareo fa aleo izahay hilamina ka.tsss
70. chipie1 ( 27/05/2004 07:54)
fijo: ndana fa ataonay tazandavitra nareo hihihi
71. mumu ( 27/05/2004 08:26)
fijo aleho ireo hitana labozia eo!!
72. fijo ( 27/05/2004 20:35)
mumu tandremo sao dorandreo ny trano,fa tafo bozaka anie e.ih,ih,ih
73. mumu ( 02/06/2004 13:41)
hihihi
74. fijo ( 02/06/2004 22:13)
ireo mpitsikilo ireo mantsy mety taitaitra ao ka hanipy labozia ny hiafarany.
75. booboo ( 03/06/2004 11:03)
xxxxxxx> ekena, na ilay mahafantatra fotsiny ara oe misy rafinao any défa maharary
76. xxx ( 03/06/2004 13:11)
Lay mahafantatra aloha tamin'ny voalohany dia dia tena nahoako firy satria be ny tsy tia , fa rehefa atrehana lay izy no tena manindrona . Nefa aloha tena tsy asehoko mihitsy izany rehefa miaraka izahay satria , izao no hevitro hoe : raha toa ka fantany hoe fantatro , ka mieritreritra izy hoe ekeko dia hanjary hitohy ny an-dry zareo , nefa raha toa ka hitany fa izaho ihany no tena favy dia hilamina ho azy nenay , sa ahoana?
77. fijo ( 03/06/2004 21:31)
marina koa io stratejian'i xxxio.sady mety tselika fotsiny anie ny azy sy ilay iray e.
78. booboo ( 04/06/2004 10:51)
matanjaka xxxxxxx kah ! zà tena vô fantatro fotsiny oe misy rafiko any ohatra défa miala zà !
79. fijo ( 10/06/2004 23:36)
booboo kosa mora kivy e.mba miharitra kely aloha
80. mumu ( 11/06/2004 20:45)
fijo enao ve manaiky anana rafilahy?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1512