Mampirafy izy

21. tequila ( 06/04/2004 18:52)
f'angah moa izy ity dia fanahiniana hoe lasa ilaozan'olona enao rehefa 30 ans e!
22. ikaretsaka ( 06/04/2004 19:00)
tokony eritreretina dia ny izao ka
23. brsch ( 06/04/2004 22:45)
tsy nisy zavatra nataon'i xxxxx mety hoe tsy tantiny ve aloha e?
Ary miresaka tsara tsy misy probléma ianareo roa?(ny tiako lazaina amin'izany dia hoe manao ahoana ny communication entre anareo mipassé tsara rehefa miresaka?).Raha tena tindry be izy de tsy misy afatsy ny mifanazava retsy a (amimpitoniana fa tsy misendoandoatra )! mba hanitsina izay tsy mety na izy na indry .Ny lehilahy ange tahaky ny zaza e, rehefa haindry ny zavatra tiany dia hitandry ny hitondrana azy! torohevitra ihany ny ahy fa xxxxx ihany no mahita izay mety amin'ny fiainan'i xxxxx! Fa aza de miaritra trefle na izany aza e!
Bon courage!
24. fijo ( 06/04/2004 23:42)
tsotra e,ampirafeso izy aloha mba ahitany ny zavatra very taminy koa.matetika mantsy ny eo an tanana tsy hita tsara fa ery an kafa iny vao mamiratra
25. ravatorano ( 07/04/2004 08:21)
tehuila>yonikafopl>asa aloha fa ny tiako ho lazaina fotsiny amin ilay hoe mihahaka dia izao : efa mandroso ny taona ka tsara raha dinihina ihany araky ny tenin Ikaretsaka sy ny forum 30 ans .Ny kofa anie na 70 ans mety mbola hahazo na 25,35,45 ans amin ny joba e
26. xxx ( 07/04/2004 10:11)
O ry fijo a , marina fa tsy hita ny valeur ny zavatra raha tsy efa very , nefa mba tena risque be ange zany zavatra teneninao zany e?

brsch> Zao zany e , zah olona tsy tia miady , na hoe manao zay mahatezitra zany . Tsy hoe akory hoe leferiko daholo zao rehetra zao ange e , fa rehefa tsisy n'inn n'inn ho reprocher-na ve moa ka inn . Fa tsy hitako hoe inn ny tsy mety nataoko satria raha nisy dia sûr fa hitako amin'ny hendriny . Izy mantsy tsy be teny zay fa hita amy tarehiny ny zavamisy , mahafinaritra be anah . Leo eto nareo raha ho tantaraiko isan'andro ny fitiavako azy .
27. jhouhlambout ( 08/04/2004 06:43)
ka raha tianao izy, tsy hanao n'inoninona ve ianao hitazomana azy?
28. xxx ( 08/04/2004 07:20)
Mais si !!

Zah ngah niteny hoe tsy hanao n'inn n'inn ah , fa asiako fotoana kely hoa zao , dia efa manao zay mety ah mba ho zah no mahafinaritra kokoa !

ramaso>tsy mahafantatra mafia ah hi hi
29. fijo ( 09/04/2004 00:11)
tsy riska izany fa rehefa mahita anao manao sipa izy dia ahatsapa amin'izay fa hay moa misy ianao ary izy indray no hanao zavatra hiverenanao.
30. xxx ( 09/04/2004 06:31)
Fijo a , vao mahita an'izany izy dia maika raison ho an'azy handaozany anahy satria zah ndray no en faute . Na mety hoe tia anah be aza izy mety hiakatra ny ambo dia loza eo nenah ko ! Sady tsy mahay mirakaraka amin'olona tsy tiako zany ah no tsy te hianatra an'izany koa . Sady ny scorpion hono tsy mipardonner zany !
31. jhouhlambout ( 09/04/2004 08:20)
zany an?
32. lema ( 09/04/2004 11:01)
ny vaha olana itako alou dé tsy maintsy anotaniana sy resahana tsara izy dé ho hita eo ny eviny ra énao no tianay dé tsy anary anao foana izy satria na énao aza tsy mahalala hoe za ve tiany sa ilay kala iny ,iza aminareo no analany azy?efa lehibe ny tena ka mila zavatra mahitsy sy mazava ka anotanio ampahatsorana izy fa mba eritrereto hoe raha afaka 4 taona izy zay vao hiteny aminao ny tena ao an-dohany dé ho voa mafy énao raha tsy mifanitsy @ zavatra noeritreretinao ny ho lazainy ka ny famitinako azy anotanio izy dé mandraisa fanapahankevitra,nefa eo ihany kou le ohabolana hoe zay maharitra ihany no vadin'andriana ka tsy aiko e!
33. ralipo ( 10/04/2004 05:54)
1- Mandiniha kely ianao tena dia eritrereto hoe inona no tsy ampy aminao ahatonga azy hampirafy (miainga avy @ remarque fanaony na zavatra tsy tiany nefa fanaonao...)
2- Resaho mivantana izy ny @ ho avin'ny fiarahanareo. Moa raha tratranao izy roa dia asaivo manazava ny antony izy.
3- Anjaranao ny maka fapetra farany.

Tsara kokoa raha ianao no maka fepetra satria raha izy no maka ny fepetra vao maika ho simba ianao.
34. kitjo ( 11/04/2004 10:29)
Marina ny an ralipo.
Anontanio ny antony sao avy aminao ,sady mila mandinitena koa enao zany

Mety oe mandalo araka ny teninao ko le izy fa teneno izy mbola tia anao ve sy mbola vonona ny hiaraka fa amzay kosa d aza atao miverina tsn oe,fa ra mbola miverina d naman'ny miteny oe hisaraka.Lazaivo azy amzay fa tsy zakanao ny ampirafesina fa noho ny fitiavanao azy no andeferanao hijanonanao aminy. Mi sauver an le fitiavana e.Fa tsy resaka taona zany fa mahita foana enao na firy taona aza,raha oe tsisy mpaka mitsy enao no mety hafa2.

Resaka mivantana ihany ny fanafodiny e,sao koa d tsy sahy izy ny hiteny aminao tsinona oe ndao hisaraka d mody mampirafy izy amzay enao no miala.
35. ikaretsaka ( 11/04/2004 21:32)
zay manko..
36. fijo ( 13/04/2004 23:23)
tsy mazava,rehefa izy no manao sipa tsy diso fa raha ianao dia hoe izaho no diso.sao dia efa voafatotra mafy kosa ary ity ianao ka tsy mahita izay tokony hatao intsony.
37. xxx ( 14/04/2004 07:55)
ngamba , loza ny ah!
38. fijo ( 14/04/2004 19:39)
io voalazan'i ramaso io no tokony hataonao.misintaha kely aloha maka saina fa efa latsaka lalina loatra ianao
39. xxx ( 15/04/2004 10:57)
nieritreritra ah:
mbola tsy niova ny hevitro e , tiako izy , zah tsy te hisaraka !
40. booboo ( 15/04/2004 17:14)
Mahereza sy ataovy matanjaka beeeeeeeeeeeeeeee ny saina.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0099