Mampirafy izy

41. fijo ( 15/04/2004 22:31)
dia mihafia ary ao e.
42. fijo ( 16/04/2004 22:04)
izay.arakarakao io raha tianao ny hiafy dia mahereza
43. xxx ( 18/04/2004 17:50)
zao ary ry xxxx ah, hoatran'ahoana ny fihetsiny aminao, niova sa tsy niova?mbola gentil @nao foana v izy? mbola mifampitantana foana v nareo eny andalàna sa manomboka efa mihamailomailo zany izy? tsy hoe manakivy anao aho fa raha toa kosa hitanao sy tsapanao fa somary maka distance @nao d ialao. fantatro enao fa tia anàzy tokoa.fa diniho tsara ihany eh.ny fiainana anie tsy vetivety fa mbola antaonany maro eh. sady nisy oll iray zay niteny t@ko hoe rah hanambady hono aleo zay tia anao no vadiana toy izay zay tinao! satria zay tia no afaka hikarakara.ny fitiavana (affection etc...) avy eo manaraka ho azy.mbola ho sujet de discussion hafa zany. fa mahereza eh.ary na d tia b tahak'inn aza, aza manaiky hitsakitsahina zany, zany han?
44. fijo ( 19/04/2004 19:44)
misaotra ravava an
45. ari.malala ( 20/04/2004 11:03)
Hitanao, fantatrao izany ilay sipa arahiny, dia jerevo hoe in @ io sipa io no tsy ampy aminao matoa izy mampirafy. Mety hoe mahay manambitamby kokoa v ilay sipa sa ny fiakanjony no mahafinaritra azy, dia tsy manao bêtement hoatran'azy enao, fa ny tsaratsara kokoa aza, dia iray koa, aza rarahiana alo ilay lehilahy, ny tiko tenenina d hoe aza misisika b ary aza atao hitany hoe tena tia b anazy enao fa misy olona ohatran'izany, refa hitany hoe tena tia anazy enao d araraotiny ampijaliana, cas efa nahazo ana io! d zao, ataovy fôna izay mahafalifaly anao an, mitsikitsikia fôna, ary aza mitomany fa manimba tarehy zany no maha antitra.izay fa mahereza.
46. fijo ( 20/04/2004 21:45)
mody hialao fotsiny aloha e.rehefa hitany ianao fa mahasehatra azy dia hiova ny fijeriny anao.
47. ikaretsaka ( 21/04/2004 17:52)
marina daholo ireo an'i ari.malala sy fijo ireo
48. fijo ( 21/04/2004 22:19)
anandramo aloha
49. rambofrau ( 11/05/2004 19:29)
Ny bandy gasy alo malaza @ fampirafesana e. Tsy mahagaga.
Raha izaho enao ipitsihana dia asaina misafidy izy avy eo raha mitady anao. Basta.
50. fijo ( 11/05/2004 21:39)
iza indray io manao faobe mantsina io le.ny bandy gasy nama hendry an.
51. yonikafopl ( 12/05/2004 14:46)
hi hi hi mody hendry eo indray i fijo , fa ny fampirafesana angaha lasa ditra indray no tonga dia manamari-tena i fijo ?
rambofrau> misy ireo malaza @ fampirafesana , ataontsika hoe 98% fa mbola ao koa ireo tena malaza @ fanajana ny olon-tiany sy ny fanambadiany izay 2%, hi hi hi hi , aza misafoaka ianareo lhl an!
@ izao fotoana izao anefa toa tena sarotra tokoa ny hahitana io 2% ionoho ny toe-javatra misy sy iainana @ izao fotoana izao
52. fijo ( 12/05/2004 22:02)
ka raha vitsy noho ny sipa ny bandy dia ilaina io mba samy ahazo ianareo e.diso ve?
53. mumu ( 13/05/2004 11:21)
fijo: no comment
54. fijo ( 17/05/2004 22:32)
mumu kosa wa dia masiaka amin'i fijo foana le.fa ahoana ary
55. mumu ( 18/05/2004 18:01)
fijo taiza kou za nasika taminao???
56. yonikafopl ( 18/05/2004 18:26)
mumu, fijo hi hi hi hi akoka tsy ho hitan'ny besinimaro eto ny adiadinareo an!
57. fijo ( 18/05/2004 22:04)
ka izy masiaka foana isaky ny miteny aho ko.
58. chipie1 ( 19/05/2004 07:52)
fijo sy i mumu aza miady fa mifankatiava!!!
59. mumu ( 19/05/2004 07:57)
chipie1 ka efa hoe za tsy miady aminy zany!!
60. ari.malala ( 19/05/2004 13:37)
tô lasa adin'i fijo sy mumu izy izany ê! aza miady kosany hono moa ê!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1348