Ilaina ve ny fisarahana ?
41. ralipo
(
10/04/2004 06:02)
Fisarahana ve?
Amiko io fitiav-tena no mibahana, satria matoa mivady dia = 1 ihany.
Ny fisarahana vokatry ny fahafatesana ary efa tsy fidiny koa hilingilingy hisara-belona.
Ny ambiny "excuse" daholo fotsiny.
Nefa za manaja ny hevitry ny tst1-1
Amiko io fitiav-tena no mibahana, satria matoa mivady dia = 1 ihany.
Ny fisarahana vokatry ny fahafatesana ary efa tsy fidiny koa hilingilingy hisara-belona.
Ny ambiny "excuse" daholo fotsiny.
Nefa za manaja ny hevitry ny tst1-1
43. pitchou
(
11/04/2004 08:16)
tsy adala ange ny gasy niteny hoe "zaza 7 tsy mahafehy trano" e! satria ny maha-olona no tena jerena! ko raha tsy an-tery izy ity ko hoe akory atao fa tsy afaka miala
44. kitjo
(
11/04/2004 10:15)
marina dol zany fa ny fehiny oe aza manambady ra tsy misy fitiavana, efa tena miaratapakevitra mitsy oe ndao hivady,
Fa tsy oe misy zazakely na oe fiarahamonina...no antony hivadiana
Fa amiko aloha ra oe tena mifankatia tokny ho voalamina ny rehetra e,
Mahay mifampiresaka, mifanaja, mifampatoky,mifampianatra,mifanampy sns....
Ra misy anzay aloha tsy tokony oe hitatra fa ady v moa tsy hisy,
Fa ra oe maika2 vao miaraka 2volana d ndao hivady d mety efa tafiditra ao vao mahita ny toetra rht d te hivoaka
Fa tsy oe misy zazakely na oe fiarahamonina...no antony hivadiana
Fa amiko aloha ra oe tena mifankatia tokny ho voalamina ny rehetra e,
Mahay mifampiresaka, mifanaja, mifampatoky,mifampianatra,mifanampy sns....
Ra misy anzay aloha tsy tokony oe hitatra fa ady v moa tsy hisy,
Fa ra oe maika2 vao miaraka 2volana d ndao hivady d mety efa tafiditra ao vao mahita ny toetra rht d te hivoaka
47. pitchou
(
12/04/2004 02:53)
kitjo> ka misy ange efa hatao jobily @fanambadiana vao manondrana e! ny toetra mety miova ko! ary indraindray miova @ ratsy!
49. rambofrau
(
11/05/2004 19:37)
Amiko aloha ilaina ihany,ohtra misintaka kely Ramatoa , dia samy maka saina dia mifanembonembona eo, raha mbola miaraka moa dia miresaka , miezaka mamaha probleme foana, tsy misy zavatra tsy vitan'ny resaka eh. Milamina foana io. Surtout raha mbola samy ngoma le olona roa. Fa ny zavatra mandreraka ahy fotsiny dia ry zareo stars ao Hollywood, toa atao kilalao le fisarahana.................tsy dia misy lanjany amindrizareo mihintsy la fitiavana eh, toa haitraitra fotsiny dia mifanipinipy baolina eo. Matsiravina
50. fijo
(
11/05/2004 21:40)
ka io fiainany ka tsy haintsika ka.ny antsika aloha no ndao jerena tsara.
51. mumu
(
13/05/2004 11:33)
ka raha tsy ao intsony ilay fitiavana sady tsy misy iraisana tsony tsy aleo ve miala? marina oe mety hisy fiantraikany eo aminy ankizy, nefa tsy aleo ve zay toa izay hifampiatsaravelatsihy eo, sady ny fotoana kou mandroso...
54. fijo
(
20/05/2004 22:44)
an an,tsy izany fa samia mijery ny eo aminy e.izay an'ny kintana sy volana any ve,aleo any ny azy.ny antsika no atao izay aha masoandro azy.
55. ari.malala
(
21/05/2004 09:56)
Tsy ilaina ny fisarahana satria ena nifanaiky teo anatrehan'Andriamanitra sy ny olombelona fa hivady ary nifanao voady hoe na ho soa na ho ratsy. Marina fa mety misy fiantraikany @ ankizy aloha ilay izy ê! fa raha ohatra kosa ka tsy ùbola mpivady vita n'inon'inona ary no tsy tapakevitra tampoka ilay lehilahy, ahoana kosa ny hevitrareo? amiko alo, aleo tsy mivady ê! zaza iray ve tsy ho vita!
56. pitchou
(
22/05/2004 20:46)
@maha olona d mety ho diso sy solafaka, ka mety ho anisan'izany ity mivoadivoady ity! fa fahadisoana lehibe lavitra ny miziriziry @zavatra efa hita fa tsy mety! sady manimba tena no manimba ny hafa fotsiny!
57. fijo
(
24/05/2004 23:25)
miombokevitra amin'i pitchou min'io.tsy azo terena hety io ry namana an
58. ben
(
11/06/2004 07:05)
Amiko ilaina tokoa ny fisarahana raha efa tafa-hotra loatra ilay fahadisoana natao, misy fetrany ny fandeferana.
59. herylo
(
28/10/2004 10:51)
Tsy dia tena ilaina raha tena marina satria samy efa lehibe matoa samy nanaiky ny hivady hiteraka ary efa mahafantatra ny zavatra miandr\'y azy.