Ilaina ve ny fisarahana ?
21. kitjo
(
01/04/2004 17:04)
raha oh ahy aloha ra mbola azo atao d aleo mijanona ihany fa tsy misaraka znay afatsy ny fijangajangana.
"..frantsa lasa norme", marina izany fa raha ho antsika gasy aloha tsy mifanaraka @ toetsaitsika malagasy io toetsaian tandrefana io fa ny azy aza toa lamaody mitsy fa tsy norme fts.
"..frantsa lasa norme", marina izany fa raha ho antsika gasy aloha tsy mifanaraka @ toetsaitsika malagasy io toetsaian tandrefana io fa ny azy aza toa lamaody mitsy fa tsy norme fts.
22. donemaskit
(
01/04/2004 19:40)
za dakôro @io an'i Kitjo io, tsy vahaolana mints amiko zany fisarahana zany fa fitsoahana probilema fotsiny.
23. nenitiana
(
01/04/2004 22:31)
Miray hevitra @kitjo sy maskita aho , Tsy misy afa-tsy ny fifandeferana ry reto a!, ny fifanajana ihany koa.Ary tsy misy fitiavana mety ritra izany koa aloha raha araka ny hevitro raha tena fitiavana e! Ny blem ttsy misy fa ny fahaizana miatrika izany no ilaina.
24. fijo
(
01/04/2004 22:44)
ilay terena hijanona kosa aloha tsy ekeko e.tsy fijangajangana ihany fa maro no antony mety hampisaraka.ary ekeko koa fa farany vahaolana io fa tsy hoe vao miady dia lasa ,vita.marina koa ilay voateny ery ambony fa tsy ny ankizy no atao sakana rehefa hita fa tsy ao intsony.satria na izy ireo aza dia hatsapa sy hijaly mahita ny ady lava ao an trano ao.
25. ikaretsaka
(
02/04/2004 01:33)
ary ahoana tokao ilay terekijanona lasa fiaraha mipetraka sisa dia mifampilonjolonjo ao antrano?
26. nati
(
02/04/2004 06:46)
nenitiana a!ny fitiavana mila kolokoloina toy ny voninkazo ka rehefa tsy vita izany dia malazo ary miafara @ fahafatesany,mety masika loatra ny fiteniko hoe:ny fitiavana mety ho ritra fa na dia ny habitude aza nge mety manimba ny fitiavana e!ka mba tsy ho tonga @ lay hoe fisarahana izany dia aleo mikolokolo. Iofikolokona io dia mila olona 2 fatsy 1 ka raha mandeha ila ilay izy ,dia tsy mety ;leo ny mikara² ilay 1, na handefitra toy inona aza ianao kanefa ny 1 manao ny ataony ihany leo ianao ny farany
27. ravatorano
(
02/04/2004 10:12)
kitjo>doné>nenitiana> : hatraiza no fetran ny fandeferana ???Ary raha tsisy intsony izay fandeferana izay d aona ?
nati> marina fa mila fikolokoloana ny fitiavana ary ny fandeferana no toetra tsara ananana voalohany amizany , ny fifandeferana mantsy e , ka koloy mba haharitra ry zareo ah !
nati> marina fa mila fikolokoloana ny fitiavana ary ny fandeferana no toetra tsara ananana voalohany amizany , ny fifandeferana mantsy e , ka koloy mba haharitra ry zareo ah !
28. donemaskit
(
02/04/2004 14:23)
tsy ao lé Fitiavana matoa ny ankiray manararoatra ny fandeferana, tsy ao koa lé Fitiavana matoa lany ny fifandeferana.
29. nenitiana
(
02/04/2004 20:53)
Marina ny an'i Maskita,
nati / marina mihintsy ny teninao. na ny volo aza anie hihintsana tsy hisy intsony rehefa tsy voakarakara e!
ravatorano/ ny vero tsy fola mandefitra hoy ny ntaolo , toetra mampiavaka antsika malagasy io.

32. kitjo
(
03/04/2004 09:03)
zay le izy, ny fehiny dia oe raha tsy tena fitiavana aza alaina vady le olona,
raha tsy vonona aza manambady
fa refa ao ny fitiavana, maahy mifandefitra,mahay mifampiresaka fa tsy mifampilonjolonjo,
aiza no tsy hiady ve moa fa fitsapana dol znay fa refa eo ilay fitiavana hainy foana ny mandamina znay rht zany
fa raha resin le monjomonjo ilay fitiavana dia naman;ny tsy nisy iany zany
fijo> marina tsy oe ilay anikizy no tsy tokony hisarahana fa matoa niteraka d vonona @adidy sy ny andraikitrao, matoa vonona d niditra fanambadina, matoa nanambady d nisy fitiavana
cercle vicieux io

33. pitchou
(
03/04/2004 14:32)
hum! saingy ny olona tsirairay manana ny zavatra tsy zakany sy tsy voalefiny mihitsy! samy manana ny tsy zakany ny olona, ka raha "terena" na "haneri-tena" hijanona ao izy dia lasa poizina mihamahery vaika mitoetra ao @ toka-trano izay zavatra tsy voalefiny mihitsy izay! fa na hanafina sahala @inona @ ankizy ny @zany aza ny mpivady d hitany otran'ny vay an-kandrina izany! surtout tsapany fa miaritra ny tsy zakany intsony ny iray noho ny aminy zanaka! d aza manantena ny zanaka ho vanona satria hoe efa niaretako ny farany mangidy tsy telina mihitsy!!!!
eo angamba no tokony handanjalanjana hoe mety ho zaka ve ny hiaretana n'izay sa ... vao maika hanapoizina ny fiainana?
eo angamba no tokony handanjalanjana hoe mety ho zaka ve ny hiaretana n'izay sa ... vao maika hanapoizina ny fiainana?
34. fijo
(
06/04/2004 23:46)
izay mihintsy ary tsy manary ny zaza tsy hozanakao koa anie izany e.hafaka manao ny adidinao tsara ianao na tsy miray trano aza
36. pitchou
(
08/04/2004 15:46)
amiko manko d tsotra, ary izaho koa efa mba ankizy nandalo t@ taona rehetra vao lehibe. hitanao ary tsapanao foana izany hoe nisy zavatra tsy tantin'ni mamanao na dadanao izany ao an-trano. na mdy mitsiky daholo aza rizareo fantatrao foana hoe niady indray ireto. ary ianao ankizy no mala al'aise voalohany. d eo no manomboka hoe tsy tiana ny mijanona ao an-trano fa tsy te-hahita an'izany! d mitatra mitatra ihany ny hevitra ialana ao an-trano!
d izay angamba no anohanako ny hevitro hoe aleo re misaraka rehefa tsy mety intsony mba tsy ankizy koa no itambesarany e!
d izay angamba no anohanako ny hevitro hoe aleo re misaraka rehefa tsy mety intsony mba tsy ankizy koa no itambesarany e!
37. delvechio
(
08/04/2004 22:24)
za mba manana sosokevitra fa tsy aiko ny fieritreretanareo anazy : ary maninona moa ra tonga dia tsy mivady e. raha ohatra ka samy hatahotra hisaraka ohatranizany daholo. za lou zany tsy pour amin le misaraka satria nahoana? efa safidy noraisinao atram boalohany ka zakao ny vokany, fidio ihany ry zareo ny olona vadiana ah.
fa za milaza anareo fa tsy votery ho olona mifankatia akory no manana fanambadiana mahomby fa olona mahay mifanaraka amin ny zavatra rehetra
fa za milaza anareo fa tsy votery ho olona mifankatia akory no manana fanambadiana mahomby fa olona mahay mifanaraka amin ny zavatra rehetra
38. fijo
(
09/04/2004 00:13)
ngaha kosa avy dia hay ary am boalohany hoe hisaraka izao izahay hafaka dimy taona?ao ioo vao hita dia izay.paf vaky
39. pitchou
(
09/04/2004 14:29)
raha fantatra tokoa hoe hisaraka ange d efa tsy mifanambady e! maha-be fasahiranana fotsiny! noheverina ho mandrakizay matoa miroso, fa rehefa tsy mety d tsy hitako izay antony hiziriziriana! sady mamita-tena no mamitaka ny hafa!