Inona ary izany
2. ralipo
(
30/03/2004 19:22)
L'enfant dit à sa mère au moment où il joue "Papa et Maman" avec elle. "Un Eléphant a couché dans votre lit". Comment le sait-il?
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/ralipo ny 30/03/2004 19:22
6. ralipo
(
31/03/2004 17:45)
nananie2> Fa misy karazana pipe firy fantatrao ato an-tany?
karetsaka> Kely sisa dde marina, ampiasao kely ihany ny saina.
karetsaka> Kely sisa dde marina, ampiasao kely ihany ny saina.
14. ralipo
(
08/04/2004 21:17)
Mahazo moyenne fotsiny i karetsaka.
Fa nisy adala telo nandalo fanadinana fitsapana fahendrena, hoy ny mpanadina "racine carrée" de 121.
Adala voalohany : Ravitoto sy pâtes jaunes tompoko.
Adala faharoa : Zoma masina tompoko.
Adala fahatelo : 11
Gaga ny mpanadina fa tena sitrana ilay faha-3, ahoana no nahazoanao zany? hoy ilay mpanadina liana ery.
Zoma masina tompoko nampitomboina ravitoto de nozaraina pâtes jaunes de mira 11.
Tena adala au cube ty!!!