Voninahtira, Vola, Vehivavy.

41. fijo ( 08/04/2004 00:53)
inona ary
42. jhouhlambout ( 08/04/2004 07:50)
L comme: lahy
V comme: vavy
F comme: fanaovana
43. hendry ( 08/04/2004 15:00)
mety ho marina ihany io lazain´i Fijo io hoe mikatsaka ny idealy be loatra ny gasy, nefa tsy aleo ve mikatsaka ny idealy toa izay ny ratsy?
Dia inona zany ny tokony atao? hiaina ny zava-misy ahoana? hampanjaka ny resa-bola sy ny diplaoma toy ny vazaha ve?
44. fijo ( 08/04/2004 23:52)
mba ahafahana mifaninana amin'ny sasany dia arahana izay nataony nampahomby azy.sa tianao ny gasy raha ho toa izao foana??
45. colpain ( 16/04/2004 13:39)
oully> ka milay be dôly reo kou resena aôna ndr1!!!? hihiii
46. oully ( 16/04/2004 16:52)
Milay tokoa anie fa ilàna fitandremana eh! tahakan'ny hoe tsara ny sakafo fa tsy hihinana foana akory 24h/24h. Mionona amin'izay sahaza sy mahasoa eh.
Misaotra.
47. fijo ( 16/04/2004 23:02)
ka izahay kosa anie tsy manao ditra fa izay tratra ihany e
48. jhouhlambout ( 04/06/2004 12:07)
:-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2592