Voninahtira, Vola, Vehivavy.
21. fijo
(
31/03/2004 21:39)
ny ahy ilay 3v voalaza ihany no tiako ka.ity faharoa toa nofinofy ka tsy dia voako loatra
23. ravatorano
(
01/04/2004 07:56)
ny 3V voalazan ihery marina dia ideal fa ny an i oully kosa hafa mihitsy.Manahirana radjoul no milaza we iza no ambony aminireo
le 3V amiteny gasy toa ambony dhl koa ! sa ahoana houzy nenitiana ?
le 3V amiteny gasy toa ambony dhl koa ! sa ahoana houzy nenitiana ?
25. xxx
(
01/04/2004 12:15)
Voninahitra,vola,Vehivavy,Tsy fankampanahy zany amiko fa fahafinaretana,raha hampiana zaza roa ireo dia lasa fianakams
Tsy ory.
Tsy ory.
29. kitjo
(
03/04/2004 09:39)
Voie, verite,vie>>>iza no milaza fa tsy mahalala an ireo fa mba mody fanina e
32. jhouhlambout
(
05/04/2004 12:52)
la Voie Vers la Vérité Vraie issue d'une Vie Valable et Valorisable et sans Vergone. VITA
33. hendry
(
05/04/2004 13:03)
be V be tany @ jhoul dia navoakany eto daholo.
Marina io 3V voalohany io, betsaka ny lhl tsy maharesy ireo fakam-
panahy ireo dia lasa manome lanja diso tafahoatra. Araky ny voalazan´
ny hafa dia idealy ny an´i Hery. Tsara katsahina saingy sarotra. Ilay 3 V lazain´i Oully tsara katsahina koa fa mila fandanjalanjana be.
4 F koa no hitako ho tsara ary tanjona fa tsy fankam-panahy akory: Fifandeferana, Fifankatiavana, Fiafampitkosina, Fifanampiana.

37. fijo
(
05/04/2004 22:58)
ny antony iray mampitokona an'i madagascar dia io idealy be loatra io.ny olona efa samy mahay mikaroka ny azy isika variana amin'ny idealy eo,ary ny loza dia mitsiriritra rehefa avy eo.ka mba miaina amin'ny zava misy amin'izay fa tsy fahotana akory ny fananana vola sy harena