fiancaille zanak ravalo

21. jhouhlambout ( 29/03/2004 16:20)
hihihi
22. ikaretsaka ( 30/03/2004 11:05)
ao pepehana ny lamosin'i kitjo raha kofona e
23. ravatorano ( 30/03/2004 12:53)
raha iny no tiany anazy samy irery iny fa dia ny namana eto amin ity forum ity dia mirary fahasoavana sy fahombiazana eo amin ny tokatrano izay hahorin izy roa .
Samia ho tahian Andriamanitra aby hoy Lambolahibeditra izay
24. xxx ( 31/03/2004 12:08)
ao pepehan'i karetsaka ambadikin'ny ecran hono ny lamosiny i kitjo e
25. ikaretsaka ( 31/03/2004 22:44)
efa voapeka ka
26. ikaretsaka ( 31/03/2004 22:45)
fa misaotra an'i miara na iznay aza
27. kitjo ( 03/04/2004 11:08)
efa afaka miara an
misaotra ikaretsaka an
28. ikaretsaka ( 04/04/2004 23:25)
hm hm
29. jhouhlambout ( 05/04/2004 12:30)
30. kitjo ( 12/04/2004 15:59)
miala aiza
31. ikaretsaka ( 12/04/2004 23:02)
makany makany fa tsy mial aany ka
32. kitjo ( 15/04/2004 07:58)
hihhi
33. ikaretsaka ( 16/04/2004 02:41)
he he he
34. kally ( 16/04/2004 17:36)
ho ho ho! mialona indray ramaso an!
35. fijo ( 23/04/2004 04:54)
pepeo koa nananie ny lamosin dramaso fa mitady hokofona an.

marina fa tena maro ny fatsora amin'ireo sipa tatsinanana ireo fa mety efa mba ilay niova no hazony e.
fa ny fanontaniana kely dia hoe ny zanaky ny filoha ve tsy mahita fa tsara ny gasy?
36. nananie ( 23/04/2004 10:46)
Mba peopeo ry fijo fa enao zao no eo akaiky eo a!

Question de goût io.
37. fijo ( 29/04/2004 04:19)
fa zanaka filoha vazaha ve???
38. kitjo ( 29/04/2004 07:51)
k tsara znay ny gasy ko,

fa le gasy maka vazah nge zany no fanontaniana e,
39. ikaretsaka ( 02/05/2004 22:05)
ny hitsikitsika tsy mandihy foana fa ao raha hoy ny hatrany antanana
40. kitjo ( 14/05/2004 16:46)
inona re le raha eeee
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1641