ALAHAMADY BE

21. nananie ( 30/03/2004 09:09)
Signe astrologique zany le izy?!
22. ikaretsaka ( 30/03/2004 21:55)
karazany.. belier @ volana lunaire
23. fijo ( 30/03/2004 23:03)
kanefa izahay belier lazainareo fa panao colledtion sipa?
24. hendry ( 31/03/2004 14:25)
misaotra anao rajhoul
25. nananie ( 31/03/2004 16:19)
Marina le izy @ akapobeany fijo a! Fa enao zany le hendry e!
26. psykatr ( 31/03/2004 18:32)
hendry toukou vé?
27. ikaretsaka ( 31/03/2004 18:59)
ka i andrianampoinimerina kao belier (teraka alamahady) dia firy ny vadiny
28. ravatorano ( 01/04/2004 07:49)
Andriamasinavalona sy Ralambo koa teraka alahamady ary firy ny vadiny ?
Ny vady taloha tamin ny andron ny mpanjaka dia tao ny vady atolotra , ny vady tena fitiavana dia ao koa ny vady politika filana fanjakana.Fa ny malagasy rht anie no tokony hankalaza ny alahamady saatria aza adinoina fa andriamahazonoro sy ny rahalahiny izay mpimasy Antemoro no lasa mpanolotsaina ny Mpanjaka Andrianampoinimerina sy Radama zanany ka nampiditra ireo volana ireo taty ampovoatany.
Ny fankalazana izany indray dia mbola ho ezaka betsaka satria lazaina fa miverina manompo sampy indray raha manao an izany.
29. jhouhlambout ( 01/04/2004 12:38)
30. dolit ( 11/06/2004 10:38)
tenamahy leisy ialhy raJoulamb ah!
nefa anie io alhamady io ve tsy mbola lnolovaina tamin'ny Arabo eh!
mbola manana anaram-bolana lalilalina kokoa noho io ny malagasy
fa tsy arbo akory ny voalohany teto
mbolanana mpanandro betsaka iska sy isa-mpanandrona ela dia ela noho isika gasy hatramin'ny andron'ny vazimba hono eh! rizareo ao amn'ny koltoraly malagaasy no tena mahafehy azy ireo satria tsy dia tadidiko loatra mantsy ireo anaram- bolana na anaran'andro fahiny elabe( isa fa tsy roa,...)
31. fijo ( 16/06/2004 22:45)
namaky indray ilay teraka alahamady aho satria za koa izy fa toa misy mifanaraka kely ihany ka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4452