tsy tiako ny mpivady...
21. angie
(
19/03/2004 19:59)
Ralipo>mba resaka tiana hateza ny ahy ily hoe anaram-biby fa aza mora miakatra e.
Rehefa samy adala manimba entana ve izy tsy hinanana ny tady kirarony ihany rehefa avy eo.
Rehefa samy adala manimba entana ve izy tsy hinanana ny tady kirarony ihany rehefa avy eo.
23. ikaretsaka
(
22/03/2004 18:17)
nananie> mba fanontaniana ny ahy ko.. mba analyse ny zavatra lazainao ato!
24. ikaretsaka
(
22/03/2004 18:17)
nananie> mba fanontaniana ny ahy ko.. mba analyse ny zavatra lazainao ato!
27. ralipo
(
24/03/2004 10:38)
angie> tsy tezitra ny tenanay sady tsy hamaky entana ny @ zany fa ireo biby roa ireo no bizarre amiko ny fomba amam-panaony.
nananie> mahafinaritra rehefa mitana io hypothèse io hatramn farany tandremo fotsiny miova taranja noho izany.
nananie> mahafinaritra rehefa mitana io hypothèse io hatramn farany tandremo fotsiny miova taranja noho izany.
28. angie
(
24/03/2004 09:26)
ralipo> efa hoe resaka tiana hateza hoa ilay anaram-biby fa tsy hoe akory alika lahy daholo ny bandy haahahahahahhaaha
29. fijo
(
25/03/2004 11:08)
nananie>inona hono no voasafosafo tany?
ary hatsaharo amin'izay ity famakiana entana ity fa ratsy e.ny fiainana aza efa mahavaky loha
ary hatsaharo amin'izay ity famakiana entana ity fa ratsy e.ny fiainana aza efa mahavaky loha
31. nananie
(
25/03/2004 10:35)
de entana ve ry reto no safosafoina? tssss!
Fijo/ voasafosafo daholo ny rehetra e! Mmmmmm!
Fijo/ voasafosafo daholo ny rehetra e! Mmmmmm!
