mpanankarena: maditra sa handry?

21. bedard ( 28/03/2004 18:46)
somary ahistiko ely ny voalazan'i aladin , fa amiko tsy hoe voatery hoe ny zanaky ny mpanakarena izany ihany fa na ny zanaky ny antoniny na ny zanaky ny mahatra de mety ihany koa ho soit maditra bé, na hendry bé koa, fa nahoana moa no hoe zanaky ny mpanana ihan.
fa ny zanaky ny mahantra sy ny antoniny izany avy de hendry bé daholo, sa avy de maditra be daholo ?????
miankina amin'ny toe-tsain'ilay ankizy ihany io...
ary tsy misy izay hoé mpanakarena tsy mety ho endry izany...ca veut rien dire! rehefa ananao vola izy de takio ny anao f'aza mety miforitra aminy izany, maka aminao ve izy tsy misy resaka , koa rehefa haka ny anao enao de lava ny resaka ???.
fa farito aloaha le "ditra" ry aladin an! sao de mba hoé manatanteraka le hoe faire passer la jenesse izy de lazaina hoé maditra ?????
fa nareo ve izany tena ao amin'ilay zaza hendry be rony é ?????
za aloa de aleo tsorina fa mahazo remarque bébé kokoa hoé "maditra" noho ny hendry é! nefa za tsy hitako izay hoé zavatra mahafaty nataoko!
22. kitjo ( 31/03/2004 10:47)
tsy hay tsn ko ange oe aona le maditra mo aaona le hendry
23. hendry ( 31/03/2004 14:05)
ny zavatra mahafaty ihany zany ry bedard vao hoe ditra a???
Maditra hono ny olona iray rehefa tsy manoa ny tenin-dray aman-dreny. Tsy haiko. Fa misy tokoa anie ohatra olona mifoka sigara na mandray alcool na mihinam-paraky dia lazaina fa maditra hono. Misy ndray hoe rehefa tsy mandeha any @ boite sy rehefa tsy manao sipa sy rehefa tsy mifoka sy tsy miloka hono dia hendry.
24. hendry ( 31/03/2004 14:06)
Tsy hisy hilaza ny tenany ho maditra mihitsy koa eo satria matoa atao ilay zavatra iray matetika dia heverina ho ara-dalana sy fanao.
25. ikaretsaka ( 31/03/2004 19:41)
Ahitsiko kely ilay hevitra hoe manoa tenin-dray amandreny. Misy ray a,mandreny miteny ny zanany foana ary misy ray amandreny tsy miteny mihitsy.. dia lasa relatif be io
ka misy ange ilay zanak'olona
26. fijo ( 31/03/2004 23:11)
marina ny filazana fa miankina be amin'ny fitaizana io.fa ny tiako soritana kely dia izao.misy karazany roa ny mpanankarena.
_misy mpanankarena satria nahay nihary (nivarotra sns)fa tsy dia nandia fianarana.
_misy koa mpanankarena nandia fianarana.
samy manana ireo fa tsy mitovy fitaizana.
iry voalohany no MATETIKA manao io voalaza hoe mampanaram po ny zanany io,ary mampalahelo aza fa MATETIKA ny zanak'ireo tsy dia ti a mianatra,ary saiky tafiditra amin'ilay lazaina fa maditra.
fa ny zanak'ilay faharoa matetika mahatsapa ilay fananana ary mahay manaja io fananana io ka milofo mianatra hampitombo azy hatrany.(io dia tsy misy maharatsy azy mihintsy)
27. kitjo ( 01/04/2004 15:08)
arakarany io fijo an, tsy voatery fa ny fahatsapan ireo ankizy ny fihafian ilay RAR vao naahzo harena aza matetika no mampisaina azy
mieritreritra oe taloha ny RAR niaina tanatin fahantrana, ary zay no nahatonga azy tsy tafita t@ fianarana d ny zanany no ezahiny hanarina an zay,
ka refa mahatsapa an io le ankizy d tena miezaka

fa ny marina d miankina @ tsiray2
28. fijo ( 01/04/2004 22:38)
ekeko mihintsy io hoe fahatsapan'ny ankizy io,saingy matetika dia ny RAR mihintsy no manao izay tsy ahatsapan'ny zananay fa nihafy izy ireo taloha vao nanana,ka lasa mibirioka ilay ankizy avy eo.
29. ikaretsaka ( 02/04/2004 02:54)
fitaizana io e
30. nananie ( 02/04/2004 10:38)
Marina ny an'i Karetsaka. Resaka fitazaina io!
31. kitjo ( 07/04/2004 16:27)
ny hadalany ndray ra izy RAR aza tsy mampianatra mampita anzany ko
zay mitsy marina le oe fitaizana
32. ikaretsaka ( 13/04/2004 03:20)
ny serasera RAR sy zanaka koa zava dehibe @ io
satria na mahantra iano dia tsy ao ohatra fa mitady vola.. raha manakarena indray dia varian aany @ rendrarendra isankarazany dai avela @ mpanampy sy ny baby sitter ny zazaizay tianao io
33. delvechio ( 13/04/2004 03:48)
tairo fa marina daholo zany ara e!
ary iza ara no milaza ny tenany ho hendry ato e?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2104