Manimba ny fiaraha-monina ve ny fivavahana kristianina eh?

21. ikaretsaka ( 19/03/2004 13:32)
ka io miakina aminao sy ny finoanao rahaja an
22. kitjo ( 22/03/2004 14:11)
arakaraka ilay olona io e,na inona na inona finoany, fa raisintsika ohatra :
-misy ny olona ilay tena diso "fanatika" be reny loatra,misy hoe tsy mahazo mijery tele fa mampanota,raha oe film X d marina fa ny tele mitsy no tsy azo jerena,d terena hanaraka izay ny ankizy d lasa mangalatra mijery video eny @ sisiny.Manimba ny fiarahamonina zay.
-misy ndray ny olona mahatsiaro voatohitohina koa eo @ fiarahamonina satria ny finoana mitaiza fa tsy mahazo mangalatra ohatra,dia mahatsiaro tena ho voaelingelina raha manao miasa miaraka @ olona tena manana finoana ka tsy manaiky hangalatra hiaraka aminy,d azony raisina ho manelingelina ny fiainany ilay izy amin izay

Fa arakaraka ny fitondran'ilay olona ilay finoany eo @ fiainany io,ary arakaraka ny fiantraikan'ilay finoana eo @ olona hafa koa

miankina @ tsirairay zany e,tsy mitovy koa ny finoana fa misy ambaratonga samihafa: misy kristianina andro alahady fts, misy ny tsy mivavaka alahady nefa tena mino ary miaina ilay finoana,misy ny tena mpandray anjara mavitrika ao am-piangonana no sady tompona boite de nuit(proxenete..)
23. ikaretsaka ( 22/03/2004 16:58)
izy daholo izany
24. rhaj ( 22/03/2004 17:51)
Ny anara-tanana aty Quebec dia toatoa Saint-Hyacinthe sy Sainte-Adele, ary ny lalana dia Sainte-Catherine sy Saint-Michel,... kanefa ho'a ny ompa dia "calice", "ostie", "tabernacle", "crisse", ... ilay "emprise"-n'ny fivavahana (katolika) tamin'azy (taloha) izany dia io naloany io..

kanefa indray, ra-olona quebecquois(e), sahala @ olona rehetra ihany, dia mbola mitady sy manantena ireo "commodites" sa hoe "produits" izay "marketables" indrindra @ fivavahana kristiana, dia ny "salut" sy ny "miracle" anisany.. koa mamaly ireto "besoins" dia... ireo sectes (efa ho ana-1000 eto quebec, mponina an-na 7millions; source J.E. t@ zoma ho an'izay namana aty), sy koa ireo "voyant(e)s" sy "medium" isan-karazany..

iretsy sectes dia.. mihaodihaody manodidina ny baiboly ao ihany, ary miravaka ny anarana bla-bla de l'Esprit, na bli-bli des Apotres ... manana "sekoly" ny sasany amin-dreo ary misarika (sy migeja) zaza aman-jatovo misimisy ihany.. ny sasany @ireto sekoly hono dia tsy mampianatra tantara sy jeografia akoriny.. ny "siansa" moa dia tsy lazaina intsony.. mitsanga-bolo ny mpanabe fa misy amin-dreo mampianatra hoe, toa ny poire ny Tany, ary ny masoandro dia mipotsaka avy ao.. (asa aloha ry Solofo, mba ampitao aminy, ho inona no ampianarina ny ankizy izany raha tsipahina ny evolution..). Dia ny fomba 'fampianarana" koa dia.. nisy hono zaza, satria "maditra", dia nandritra ny taona ny dabilio-ny, dia narindrina... Ny manahirana @zareo, dia arovan'ny hoe liberte de culte hono zareo..

K'amiko, dia "nanimba" ny fiaraha-monina ny fivavahana kristiana raha "nikolo" ireto "besoins"-na "salut" sy "miracle".. ny siantista iringiriny dia (efa) "tsy manana ireo filAna" ireo (intsony)..
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2081