Le poulet traverse la route

21. jhouhlambout ( 28/03/2004 15:53)
Mpiopy akoho: Sao dia mba akohonay izany lasa izany?
22. kitjo ( 28/03/2004 17:16)
mpanao politika>mampitombo ny kapoakan'ny vary satria mitombo ny laoka, fa tadidio fa mitombo koa ny mpihinana raha tsy izany ianao marary kibo
23. psykatr ( 29/03/2004 16:09)
SPORTIF: Akoho iray vé dé mba ho aiza? ô! é! ô! é! Akoho iray vé dé mba ho aiza? ô! é! ô! é! .....
24. alz ( 03/04/2004 11:47)
ARISON JAHA : Ilay revy izany dia, revy miampita... mihazo ny kianja midadasiky ny fanantotoloina. Na ny akoha aza mivibra, milomay miampita arabe satria, satria ny fihetseham-po, na ny an'ny akoha aza tsisy valamparihy.
25. jhouhlambout ( 06/04/2004 19:39)
NEIL ARMSTRONG: C'est un petit pas pou le poulet mais un bond de géant pour les gallinacés
26. rindranavalona ( 08/04/2004 14:35)
L'INCONNU : Le poulet ne sait pas traverser la route tant qu'il n'a pas souffert. Hi! Hi! Hi! Hi!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1493