Fiainana aorianany fahafatesana

21. hendry ( 20/03/2004 13:46)
Ilay Pasiteran´ Andravoahangy fivavahana koa azo anontaniana fa efa tany no niverina hono izy.
22. poussiereniceself ( 21/03/2004 10:28)
Ary betsaka ihany izany efa tany izany dia niverina!!!
Fo tsy nitempo herinandro ve dia niverina nitempo indray?
23. ikaretsaka ( 22/03/2004 09:07)
soloina fo mandeha pile
24. librepenseur ( 22/03/2004 17:00)
Raha misy olona 2 na maro mahita izany fahafatesana izany ka velona indray dia tadidio fa tsy hitovy velively ny zavatra ho tantarainy satria samihafa ny zavatra hitany...
Ka iza no holazaina fa marina ?
25. poussiereniceself ( 22/03/2004 20:16)
Za tsy andiso an iza an iza fa mety efa manomboka maimbo izany faty herinandro izany.
26. poussiereniceself ( 22/03/2004 20:31)
Ianao ve zao any de za aty dia hitovy ny zavatra iainana?
Tsy mitovy nahaterahana
Tsy mitovy fahafatesana,mazava fa
Tsy mitovy demony
Tsy mitovy andriamanitra,ary
Tsy mitovy paradisa(raha misy)
Tsy mitovy Afobe koa.
Ka tsy aiko hoe:iza no disoana?
27. kitjo ( 22/03/2004 14:17)
tsy nosoloina pile zany kosa ry ikaretsaka, ary tena marina io,
efa nandrasana 3 andro angamba izy zay,tsy tadidiko fa efa in7 raha i Nenilava
Misy an'i mama Hova izay indray 4andro,d tsy nihetsika mitsy ,efa nasina formole,zay ndray aloha d tena olona fatako nifanerasera tamiko mitsy, fa t@ io fotoana nahafaty sy niverenany io no tsy hitako, fa nony faha4 andro zany d nisy ranomaso nilatsaka t@ masony d nihetsika izy aveo d nitsangana fa reraka b,
ny tanany no tsy niverina tsn ny rantsan-tanana fa mikaraikona h@zao le nasina formole,ary ny dokotera misty no nanamarina fa ilay formole no nahatonga azy ,satria dokotera mihitsy no nanindrona azy,efa vita dol na ny taratasy rht aza

Any izy mbola velona h@zao, mitarika ny toby eo Anosivavaka Ambohimanarina, mitarika ny cellule de priere isaky ny alarobia maraina ao @ douane Ivato, d isaky ny sabotsy moa sa inona izy zay ao @ TIKO, d inddray koa mitarika fotoam-pivavahana any @ ra8 any izy,
mitarika fts fa tsy izy akory no hivavahana,oh an'i Nenilava reny iany fa tsy akory hono ny solony an
28. ikaretsaka ( 22/03/2004 17:01)
misy koa ilay olona misy stigmata (mitondra ny ratran'i ktisty) no be mpanoa an'ireny ko.. i Parde pio koa moa ?
29. hendry ( 22/03/2004 17:42)
Io Pasitera an´Andravoahangy fivavahana io hono toa efa intelo lasa dia niverina foana. Mbola tsy mahafoy ny ety an-tany ngamba izy :lol:. Fa tena marina io izy efa maty dia nitsangana io HONO a! Dia mitantara @ mpivavaka ny zavatra hitany tany hono izy.
30. librepenseur ( 23/03/2004 17:14)
Izany rehetra izany ho aho dia azo antsoina hoe effet magique daholo... Tsy misy fanaporofoana mihitsy izany fa toy izany daholo ny olon-drehetra, ary tsy voaporofo mihitsy koa hoe aiza ny paradisa sy ny afobe @ireo kristiana @izany. Ary farany, tsy mitombina mihitsy fa ho avotra tahaka ny filazan'ny J.-C ny fanahin'ny kristiana sy ny olombelona rehetra.
31. kitjo ( 24/03/2004 18:40)
librepenseur>azavao ary mankaiza ny fanahy refa maty ny ol?mino aho alou fa mba fantatrao e mis fanahy ny olombelona.

Ary ra ny oe tsy hahatoky enao ra tsy porofoina,mo veny olondrehetra no toony atany anzay amzay samy mahita?
32. librepenseur ( 25/03/2004 18:12)
kitjo > Ny kristiana no afaka manazava sy manaporofo ny alehan'izy ireny rehefa maty ny ol, fa izaho kosa dia mihevitra fa tsy afaka hazavaina sy porofoina izany. Izay no hilazako fa magie daholo ny hita-tsika ety an-tany, ny ankoatr'izay dia fiction...
33. poussiereniceself ( 25/03/2004 15:20)
1291,mbola tsy nisy angamba aho tamzany raha tsy diso,
2091 efa maty aho amzany(tsy misy) zany hoe mety mbola ho hisy indray,tsy aiko ny manazava azy fa teo za tsy nisy dia avy eo nisy dia avy eo hono tsy fantatra(fa isika kosa aloha mbola tsy maty e)Ny ao ambadikinny fiainana izao fahafatesana dia ny ao ambadikinny fahafatesana mety hoe: fiaianana.angamba
34. kitjo ( 26/03/2004 17:03)
librepenseur> magie dol ny hitantsika eto an-tany?? fa aminao zany refa maty d zay samy vita???
35. xxx ( 26/03/2004 18:04)
Omeo karetsaka fa tsy manana lakile eh
Misy ny atao hoe matoatoa n'aiza n'aiza eto ambonin'ny tany, hilazana izany fa misy ny fiainana aorian'ny fahafatesana. Ny tsy kristianina aza mino ny vazimba sy ny lolo, f'aza mba karetsaka ho'a
36. ikaretsaka ( 27/03/2004 13:17)
misy mararina karetsaka ato le nefa za tsy naninona azy akoru
37. librepenseur ( 26/04/2004 08:26)
kitjo> koa satria manontany ianao dia ho valiako hoe eny ! baratin daholo ny ambony rehetra !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2635